-
Jeudi 20 juin 2013 à 00:00:00
Nosantarina, omaly hatramin'ny 23 jona izao ny hetsika ara-barotra «Promo price», eny amin’ny Lapan’ny Kolontsaina sy ny Fanatanjahantena, Mahamasina. Hiavaka ny...
-
Jeudi 20 juin 2013 à 00:00:00
Azo hatao tsara ny mamahana ny zaza am-pilaminana ary mampandany azy ny anjara sakafony. Io no nomarihin’ny dokotera manam-pahaizana manokana momba ny zaza mpiara-miasa amin’ny...
-
Jeudi 20 juin 2013 à 00:00:00
Ho an’ny telo taona manaraka, tanjon’ny Tihava ny hanangana ivotoerana handraisana ireo vehivavy iharan’ny herisetra. Amin’ny tranga sasany, ilain’ny vehivavy...
-
Jeudi 20 juin 2013 à 00:00:00
“Vonona hampandroso ny distrikan’i Fandriana aho ary antony nanosika ahy hofidina ho depiote izany”, hoy i Zakandrainy Victor, zanak’iny Faritra Fisakàna iny...
-
Jeudi 20 juin 2013 à 00:00:00
« Tokony hofaritan’ny Vaomieram-pirenena misahana ny fifidianana ho an’ny tetezamita (Cenit) ato anatin’ny fotoana fohy ny daty vaovao hanatanterahana ny...
-
Jeudi 20 juin 2013 à 00:00:00
Nitondran’ny governemanta fanitsiana ny volavolan-dalàna mamaritra ny isan’ireo mpitsara mpanampy, hiara-kiasa amin’ireo mpikambana eo anivon’ny Fitsarana...
-
Jeudi 20 juin 2013 à 00:00:00
Anisan’ny vahaolana 12 natolotry ny kandidà ho filoham-pirenena, Rakoto Andrianirina Fetison, ny antsony amin’ny Fiombonan’ny fiangonana kristianina eto Madagasikara...
-
Jeudi 20 juin 2013 à 00:00:00
Anisan’ireo ekipa mitaiza tanora any amin’iny faritr’Arivonimamo sy ny manodidina iny ny Young Football Madera Club (Yfomac). Manana sokajin-taona dimy izy dia ny U-7, U-9,...
-
Jeudi 20 juin 2013 à 00:00:00
Araka ny efa fantatra, manana solontena amin’ny fiofanana mpanazatra “Niveau II” karakarain’ny federasiona iraisam-pirenen’ny volley (FIVB) miaraka amin’ny...
-
Jeudi 20 juin 2013 à 00:00:00
Nitondra ny fomba niainany ny “Rallye Dzama Event”, dingana faharoa amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, ny ekipazy Radom sy Tita.
Niaiky izy ireo...