-
Mercredi 19 juin 2013 à 00:00:00
Mitaky ny hamerenana ho depiote roa ny ao amin’ny distrikan’i Manjakandriana, amin’ity fifidianana solombavambahoaka ity, araka ny nambaran’ny kandidà sasany,...
-
Mercredi 19 juin 2013 à 00:00:00
“Vahaolana roa ihany no ivoahantsika amin’ny krizy : Fampiharana ny fehinkevitry ny Fiombonan’ny fiangonana kristianina eto Madagasikara (FFKM) sy ny firosoana amin’ny...
-
Mercredi 19 juin 2013 à 00:00:00
Nilamina, amin’ny ankapobeny, ny CEPE andrana notontosaina omaly teto amin’ny Cisco Antananarivo. « Nahafahan’ny mpiadina sahady nandrefy ny fahaizany iny », hoy...
-
Mercredi 19 juin 2013 à 00:00:00
Hotanterahina etsy Ambohijatovo, ny asabotsy izao, ny hetsika «Tsenan’ny kilonga» andiany faharoa izay karakarain’ny fandaharanasa Babeo.
Nampifanarahana...
-
Mercredi 19 juin 2013 à 00:00:00
Na tsy nivantana aza, manery an-kolaka ny Sadc ny fanambaran’ny Vondrona afrikanina, afakomaly, momba ny fifidianana hatao eto amintsika sy ireo kandidà telo.
«Tokony...
-
Mercredi 19 juin 2013 à 00:00:00
Nifarana ny 27 mey teo ny fametraham-pialan’ireo kandidà ho filoham-pirenena ka nisahana andraikitra eo anivon’ny fitondrana. Efa nanatitra izany eny amin’ny...
-
Mercredi 19 juin 2013 à 00:00:00
Misaona ny tontolon’ny asa fanaova-gazety. Nodimandry, omaly, teo amin’ny faha-77 taonany, Rakotondrasoava Georges, tale sady mpanorina ny gazety Telonohorefy.
Ankoatra ny...
-
Mercredi 19 juin 2013 à 00:00:00
Tsy mbola nisy toy izany. Vory vahoaka ny tao amin’ny Espace Laza Antanifotsy, Ambatondrazaka ny faran’ny herinandro teo, nanotrona ny kandidà ho filoham-pirenena,...
-
Mercredi 19 juin 2013 à 00:00:00
Mihasarotra ny toe-draharaham-pirenena ankehitriny. Miara-dalàna amin’izany, mihasaro-toerana hatrany ny filohan’ny Tetezamita. Mihamiparitaka hatrany ny mpiara-dia...
-
Mercredi 19 juin 2013 à 00:00:00
Nahatana ny teniny amin’ny hanaovana fitantanana mangarahara ny fikambanana ny mpitarika ny « Maramy » na ny « Mananjary Raika My »,...