-
Mardi 18 juin 2013 à 00:00:00
Notontosaina, ny asabotsy teo teny amin’ny hotely Ibis Ankorondrano ny famoahana tamin’ny fomba ofisialy ireo niofana ho « club des maîtres en secrets du...
-
Mardi 18 juin 2013 à 00:00:00
Nirefotra ny basy ! Mitentina 100 tapitrisa Ar ny tentimbidin’ny volamena norobain’ny jiolahy tao Bazaribe Toamasina, omaly maraina.
Jiolahy miisa telo nitondra basy...
-
Mardi 18 juin 2013 à 00:00:00
Mihamahantra ny Malagasy. Miaina anaty fahantrana ny 92%-n’ny Malagasy, raha oharina amin’ny hoe idiram-bola 4.000 Ar isan’andro (2 dolara).
Ny mahavariana, toa gaga...
-
Mardi 18 juin 2013 à 00:00:00
Nitsidika ny lehiben’ny faritra Vakinankaratra, Razanakolona Paul, ny zoma lasa teo, ny masoivohon’i India eto Madagasikara. Nisy ny dinik’asa niarahan’ny roa tonta...
-
Mardi 18 juin 2013 à 00:00:00
«Tsena Fanoitra», hetsika ho fampiroboroboana ny sehatry ny asa tanana any Itasy. Ny 21 ka hatramin’ny 23 jona izao no hanatontosan’ny fandaharanasa Prosperer izany,...
-
Mardi 18 juin 2013 à 00:00:00
Notontosaina, ny 11-13 jona teo, tatsy La Réunion, ny fihaonambe voalohany momba ny fitiliana ny fahasalamana sy ny ady amin’ny biby mpitondra otrikaretina any amin’ireo...
-
Mardi 18 juin 2013 à 00:00:00
Fiara tonta sy efa niasa avokoa ny 85%-n’ny varotra fiarakodia eto Madagasikara. Nilaza ny mpandraharaha mpanafatra sady mpivarotra fiara, Goulam Razaali, fa ny rafitry ny fomba...
-
Mardi 18 juin 2013 à 00:00:00
Tany amin’ny distrikan’ Ambohimahasoa no nankalazan’ny faritra Matsiatra Ambony ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny tontolo iainana (5 jona).
Nisolo tena ny...
-
Mardi 18 juin 2013 à 00:00:00
Na tsy nivantana aza, nilaza ny tale jeneralin’ny Tahirim-bolam-panjakana, Robimanana Orlando, fa misy amin’ireo mpitondra fanjakana, na izay hitondra atsy aoriana, no...
-
Mardi 18 juin 2013 à 00:00:00
Nisokatra omaly ary haharitra herinandro ny andiany faha-50 amin’ny fampirantiana iraisam-pirenena momba ny fiaramanidina sy ny habakabaka, any Bourget Frantsa. Hetsika anisan’ny...