-
Jeudi 25 avril 2013 à 00:00:00
Tsy mitsaha-maneho hevitra ny « Club de développement et éthique » (CDE), tarihin’Atoa Albain Rabemananjara manoloana ny fivoaran’ny toe-draharaha eto...
-
Jeudi 25 avril 2013 à 00:00:00
Tsy mbola lasa akory ny mamba dia misosoka ny voay ! Io ny kisarisary miseho eo amin’ny fifandrotehan’ny antoko maro sahady mikatsaka ny toeran’ny delegasiona manokana...
-
Jeudi 25 avril 2013 à 00:00:00
Nanamafy ny fanohanany ny kandidà Hajo Andrianainarivelo, omaly, ireo birao nasionalin’ny RPSD, notarihin’ny filohany, ny CST, Marson Evariste.
Na izany aza, hanolotra...
-
Jeudi 25 avril 2013 à 00:00:00
Tsy misy fanemorana fifidianana. Tsy misy koa ny tetezamita vaovao. Raha misy izany, tsy maintsy mahazo taratasy mampandre izany ireo Andrimpanjakan’ny tetezamita rehetra....
-
Jeudi 25 avril 2013 à 00:00:00
Mbola mampifandroritra eo amin’ny tontolo politika ny amin’ireo hevitra nivoaka tao amin’ny Dinika savaranonando notarihin’ny FFKM.
Maneho ny fijeriny ny...
-
Jeudi 25 avril 2013 à 00:00:00
Le Conseil des ministres d’hier a encore procédé à de nouvelles nominations et ce à quelques jours de la clôture des dépôts de dossier de...
-
Jeudi 25 avril 2013 à 00:00:00
Le projet SanteNet2 de l’USAID (United States Agency for International Development) se termine après 5 années d’activités à l’endroit de 10...
-
Jeudi 25 avril 2013 à 00:00:00
Trano fivarotana kiraro iray eny Ambatonakanga no notafihin’ny jiolahy omaly tokony ho tamin’ny 1 ora maraina. Novakian’izy ireo ny varavaram-by nidirany tao anatiny, kanjo...
-
Jeudi 25 avril 2013 à 00:00:00
Zandary iray GP2C no maty voatifitry ny dahalo tany Toliara II, fokontany Ankililaoka, ny alarobia alina teo. Araka ny fampitam-baovao avy any an-toerana, nisy andian-dahalo nikasa hanao...
-
Jeudi 25 avril 2013 à 00:00:00
Niakatra fitsarana tany La Réunion, ilay vazaha Wilson Lauret, tratra nitondra ilay volamena 66 kg avy aty Madagasikara, ny volana febroary lasa teo. Ankoatra ny fiampangana azy ho...