-
Mardi 23 avril 2013 à 00:00:00
Amin’ny volana jona izao no hanatanterahana ny fanadinam-panjakana voalohany dia ny CEPE izany. Mbola misy anefa ireo taranja manavia ny mpianatra. Anisan’izany ny taranja...
-
Mardi 23 avril 2013 à 00:00:00
Variana amin’ny fifanolanana ny hanemorana na tsia ny fifidianana ny mpanao politika, indrindra ny mpitondra. Ny olana efa miantraika vokatry ny firohotan’ny valala, tsy...
-
Mardi 23 avril 2013 à 00:00:00
Nanomboka ny taona 2011 ny fametrahana tanora 83, nomanina ho tanora tantsaha mpandraharaha (Opea) any Andonaka, kaominina Ambinaniroa, distrika Ambalavao, Faritra Matsiatra...
-
Mardi 23 avril 2013 à 00:00:00
Manana andraikitra lehibe amin’ny fanavaozana ny fitantanana ny volam-bahoaka sy manara-maso ireo orinasa misy volam-bahoaka ny Tahirim-bolam-panjakana.
Manatsara sy manamafy izany...
-
Mardi 23 avril 2013 à 00:00:00
Toeram-panabeazana sy fiofanana eo amin’ny lafiny ara-pambolena sy ara-piompiana (Ferme-école) ny sekoly Tombontsoa Antsirabe. Ny misionera norvezianina no nanorina azy, ny taona...
-
Mardi 23 avril 2013 à 00:00:00
Asian’ny Banky iraisam-pirenena fivoriana isan-taona ny momba ny fananan-tany sy ny fahantrana. Tamin’ity taona ity, natao tany Washington, ny 8 hatramin’ny 11 avrily teo,...
-
Mardi 23 avril 2013 à 00:00:00
Amin’izao fahataperan’ny ririnina any Eoropa sy Amerika Avaratra izao, tsy mihetsika firy manodidina ny 100 dolara ny vidin’ny solika iray barila eo amin’ny tsena...
-
Mardi 23 avril 2013 à 00:00:00
Maro ny mitsipaka ny fananganana tetezamita vaovao. Anisan’izany ny antoko maitso, manameloka ny tetezamita hafa indray...
"Ampy izay ny filalaovana ny Malagasy." Io...
-
Mardi 23 avril 2013 à 00:00:00
Andramena 1.117 no saron’ny zandary tany Antsiranana, ny herinandro ambony lasa teo. Voalaza fa kaontenera tokony hisy vato « mica » izay misy taratasy ara-dalàna no...
-
Mardi 23 avril 2013 à 00:00:00
Lasa ny volabe ! Raim-pianakaviana iray, 56 taona, no maty voatifitra. Izany no vokatry ny fanafihan-jiolahy miisa 10 nirongo fitaovam-piadiana mahery vaika tao amin’ny fokontany...