-
Vendredi 19 avril 2013 à 00:00:00
Après l’augmentation des salaires des fonctionnaires, une hausse de 8% de salaire dans le secteur privé a également été décidée....
-
Vendredi 19 avril 2013 à 00:00:00
Mpivarotena iray naratra mafy nitsambikina avy eny ambony môtô, afakomaly, tamin' ny 10 ora alina teny Tsaralalana. Voalaza fa tsy navelan'ny karana iray nitondra azy nidina izy...
-
Vendredi 19 avril 2013 à 00:00:00
017 ho an’ny polisy, 119 ho an’ny zandarimariam-pirenena, ireo no laharana maitso azo antsoina maimaimpoana rehefa misy ny ilàna vonjimaika eo amin’ny resaka...
-
Vendredi 19 avril 2013 à 00:00:00
Tovolahy iray, 26 taona, no karohina fatratra ankehitriny. Raha ny fantatra, nanolana ny zana-drahalahiny 14 taona izy, ny alahady lasa teo.
Nilaza ny rainy niteraka azy fa nirahina...
-
Vendredi 19 avril 2013 à 00:00:00
Maro ireo mpandraharaha rosianina, miasa sy mampiasa vola eto Madagasikara, ankehitriny. Anisan’ny iompanan’izany ny eo amin’ny harena an-kibon’ny tany. Mpandraharaha...
-
Vendredi 19 avril 2013 à 00:00:00
Tratra tao an-tranony niaraka tamin’ny « héroïne » ity vazaha frantsay iray teny Alarobia. Sady mpidoroka ingahirainy no mpivarotra ihany koa. Natolotra ny...
-
Vendredi 19 avril 2013 à 00:00:00
“Tokony hifanaiky ny besinimaro, raha mahakasika ny fifidianana ny fivoriana sy ny votoatin-kevitra mivoaka amin’izao fampihavanana izao”, hoy ny filohan’ny...
-
Vendredi 19 avril 2013 à 00:00:00
72 ora izay no lasa! Mbola any am-pelatanan’ny jiolahy ny DG-n’ny orinasa Henri Fraise Madagascar, François Raphaël, hatramin’ny ora nanoratanay. Tsy mbola...
-
Vendredi 19 avril 2013 à 00:00:00
Raikitra ny Dinika savaranonando tarihin’ny FFKM. Hiafara amin’ny tena fampihavanana tokoa ve? Ny filoha teo aloha, Ravalomanana, irery no tsy tonga tamin’ireo filoha...
-
Vendredi 19 avril 2013 à 00:00:00
A l’issue de la réunion qui s’est tenue hier à Ivato, le Président de la transition Andry Rajoelina a admis de manière indirecte le limogeage de son...