-
Mardi 16 avril 2013 à 00:00:00
Miara-miasa akaiky ny foibem-paritry ny minisiteran’ny rano ao Vakinankaratra sy ny Diorano Wash rejionaly ao Antsirabe mba hahazo rano fisotro madio ara-pahasalamana ny...
-
Mardi 16 avril 2013 à 00:00:00
Tsy mahafaly ny mponina any amin’ny Faritra Atsinanana ny fahataran’ny fanamboarana ny lalam-pirenena faha-5, mampitohy an’i Toamasina amin’i...
-
Mardi 16 avril 2013 à 00:00:00
Tao anatin’ny iray volana, nirongatra ny aretina gripa. Saika hita taratra amin’ireo tobim-pahasalamana eto Antananarivo sy ny manodidina izany. Nanamafy izany ny...
-
Mardi 16 avril 2013 à 00:00:00
Ho fanomanana ny taom-pilalaovana 2013 ary koa hialana amin’ny taona maty, «saison morte», nisy ny lalao nokarakarain’ny seksion’ny rugby Atsimondrano. Lalao...
-
Mardi 16 avril 2013 à 00:00:00
Ny klioban’ny Esca ihany no azo lazaina fa nanjaka teo amin’ny fifaninanana «Jiu-Jitsu brésilien» sy ny «Grappling Tournament IX». Fihaonana izay...
-
Mardi 16 avril 2013 à 00:00:00
Omaly no tafaverina eto an-tanindrazana ny Tana Formation, rehefa avy niatrika ny fifanintsanana ho an’ny sokajy “A”, eo amin’ny fiadiana ny amboaran’ny...
-
Mardi 16 avril 2013 à 00:00:00
Manoloana ny krizy, mitarika any amin’ny fidangan’ny vidim-piainana ankapobeny, mitaky fandraisana andraikitra haingana ny sendika Fisemare. Araka ny efa nitateran’ny gazety...
-
Mardi 16 avril 2013 à 00:00:00
Ao anaty fahasahiranana tanteraka ny mpamboly any amin’ny distrikan’i Morombe, amin’izao fotoana izao. Noravan’ny distrika sy ny OMC (Organisation mixte de...
-
Mardi 16 avril 2013 à 00:00:00
Anisan’ireo mpitandro filaminana 50 (25 polisy, 25 zandary) niofana manokana momba ny fenitra iraisam-pirenena momba ny zavamaniry sy biby eo amin’ny tsena iraisam-pirenena...
-
Mardi 16 avril 2013 à 00:00:00
Ny tetiandrom-pifidianana efa voafaritra ihany no antoka hiverenana any amin’ny tany tan-dalàna sy hisorohana ny fijanonana ao anaty krizy.
Fanambaran’ny...