4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

News Mada Les actualités de Madagascar 3496

  • Lundi 15 avril 2013 à 00:00:00
    Niatrika fiofanana mikasika ny Teknolojian’ny informatika sy ny fifandraisana (Tics) ny teknisianina malagasy amin’ity sehatra ity. Fiofanana avo lenta nokarakarain’ny...
  • Lundi 15 avril 2013 à 00:00:00
    Nimenomenona ireo zokiolona mpandray fisotroan-dronono any amin’ny Cnaps, isan-telo volana, ao amin’ny Otiv Antsenakely Antsirabe. Efa ho roa taona mahery mantsy izao no nafindra...
  • Lundi 15 avril 2013 à 00:00:00
    Nisondrotra 17% ny vidin’ny ronono eo amin’ny tsena iraisam-pirenena, ny volana marsa teo. Niantraika any amin’ny vidin-tsakafo hafa anefa izany, araka ny...
  • Lundi 15 avril 2013 à 00:00:00
    «Tsy "anjely" fa olo-marina azon’ny vahoaka ianteherana hampandroso an’i Madagasikara». Izay no nambaran’ny Hetsiky ny mpitondra fivavahana (Hmf),...
  • Lundi 15 avril 2013 à 00:00:00
    Tapaka ny tady. Tsy miaraka amin’ny mpomba ny Filohan’ny tetezamita ny Pnj-Mazava. Tapaka, nandritra ny kongresy ny faran’ny herinandro teo, fa harotsaka ho kandidà...
  • Lundi 15 avril 2013 à 00:00:00
    Ho raikitra ihany ve ny fifidianana Filoham-pirenena amin’ny 24 jolay? Misy ny mbola misalasala... "Tsy tokony hahemotra intsony ny fifidianana", hoy ny Kmf/Cnoe....
  • Lundi 15 avril 2013 à 00:00:00
    *Maty tsy tra-drano ny zandary mpiana-draharaha iray, miasa eny amin’ny borigadin’i Fenoarivo, ny faran’ny herinandro lasa teo. Nisongona fiara mpitatitra olona iray izy no...
  • Lundi 15 avril 2013 à 00:00:00
    Mbola miandry ireo taratasy fahazoan-dalana hitrandraka vato hatrany, ao amin’ny fokontany Ankadivory, kaominina Belanitra, distrikan’Antanifotsy, ankehitriny, ny orinasa Hola...
  • Lundi 15 avril 2013 à 00:00:00
    Taorian'ny raharaha nampifanolana ireo tompon'andraikitra tao amin'ny Toby Rezimanta Miaramila fahatelo (RM3) ao Toamasina, ny mpanao gazety indray izao no fotorana sy nampanantsoina teny...
  • Lundi 15 avril 2013 à 00:00:00
    Nigadona, omaly, sahady ny ampahany amin'ireo iraky ny Sadc notarihin'i Joaquim Chissano, hizaha ny fivoaran'ny famahana ny krizy eto amintsika. Nomarihiny teny am-pahatongavana fa haka...