-
Samedi 13 avril 2013 à 00:00:00
Nandritra ny famaranana ny faha-50 taonan’ny Tahirim-bolam-panjakana, omaly, tao amin’ny Carlton, navoitra hatrany ny tokony ho fanavaozana ny fitantanana ny...
-
Samedi 13 avril 2013 à 00:00:00
Miova endrika ny tanànan’ny kaominina Andekaleka, distrika Brickaville, Faritra Atsinanana. Vita ny Lapan’ny tanàna, nandaniana 70 tapitrisa Ar avy amin’ny...
-
Samedi 13 avril 2013 à 00:00:00
Nitsidika ny toby mpamokatra herinaratra any Andekaleka ny Praiminisitra lefitra miadidy ny fanajariana ny tany sy ny fampandrosoana (Vpatd), Hajo Andrianainarivelo, ny alakamisy 11 avrily...
-
Samedi 13 avril 2013 à 00:00:00
Fanaovana fifidianana mangarahara, malalaka ary marina. Izay no anisan’ny hahatongavana amin’ny foto-kevitra sy soatoavina amin’ny fanjakana tan-dalàna,...
-
Samedi 13 avril 2013 à 00:00:00
"Miraisà hina, miraisà saina, dia handresy i Madagasikara. Ny fandresena tadiaviantsika dia ny fandresen’ny vahoaka, fandresen’ny fokonolona, ny...
-
Samedi 13 avril 2013 à 00:00:00
Raikitra koa ny adin’ny Kmd na Komity miaro ny demokrasia tamin’ny raharahan’ny 2009. Nilaza fa misintaka tsy manohana ny kandidàn’ny Tgv ny andaniny iray...
-
Samedi 13 avril 2013 à 00:00:00
Mizotra amin’ny lalan-kevitr’i Deba ! Ho avy hanatrika ny fanelanelanana sy ny fampihavanana hataon’ny Ffkm ny 18 avrily izao ny Amiraly Ratsiraka, araka ny nambarany tao...
-
Samedi 13 avril 2013 à 00:00:00
Nitrangana hain-trano nahatsiravina indray tao amin’ny cité Valpinson (Toamasina), parcelle 11/62, omaly tokony ho tamin’ny 8 ora maraina.
Trano misy efitra roa no may...
-
Samedi 13 avril 2013 à 00:00:00
Le mercredi 10 avril dernier Patrick Rajoelina (écrivain, président du mouvement civique « Fanorenana » et membre du Comité consultatif constitutionnel - CCC)...
-
Samedi 13 avril 2013 à 00:00:00
UNDD : Manoro Régis Président national sans le consentement de Zafy
Le congrès national du parti UNDD s’est terminé hier à l’Espace Salohy...