-
Lundi 08 avril 2013 à 00:00:00
Le Pam est actuellement confronté à un manque de financement qui menace de suspendre certaines activités d’assistance alimentaire dans le Grand sud de...
-
Lundi 08 avril 2013 à 00:00:00
Nahitana tranga fanapoizinana ara-tsakafo tao Andatabo, any Toliara nandritra ny fetin’ny alatsinain’ny Paska teo. Vokatry ny fihinanana maionezy ratsy voatra no nahatonga ny loza...
-
Lundi 08 avril 2013 à 00:00:00
Anisan’ny sehatra iray manampy betsaka ny renin-jaza ny hotelin-jazakely izay efa betsaka eto Antananarivo. Izany indrindra no nisafidianan’ny Fikambanana zanak’i...
-
Lundi 08 avril 2013 à 00:00:00
Fotoana hihaonan’ny mpianatra amin’ireo olona efa za-draharaha amin’ny karazan’asa maro ny «Asako rahampitso». 150 ireo mpandraharaha hifampizara traikefa...
-
Lundi 08 avril 2013 à 00:00:00
Niavaka ny fahatsiarovana ny tolom-panafahana nataon’ireo mahery fon’ny tanindrazana, tamin’ny 29 marsa 1947, tany Andovoranto ny 29 marsa lasa teo. Notokanana...
-
Lundi 08 avril 2013 à 00:00:00
«30, 40, 50 taona lasa tokoa izay !» Tsiahy ny tantara nomarihin’ireo hira, horonantsary na koa ireo zavatra nalaza tamin’izany fotoana izany. Izay no nanenika ny...
-
Lundi 08 avril 2013 à 00:00:00
Izany ny «Zébu d’or» na ny omby volamena, loka goavana amin’ny «Festival Rencontres du film court», izay nanomboka ny zoma teo ny andiany...
-
Lundi 08 avril 2013 à 00:00:00
Qui sera le nouveau PDS d’Antananarivo ? Edgard Razafindravahy, désormais candidat du parti TGV à la présidentielle, devrait démissionner de son poste...
-
Lundi 08 avril 2013 à 00:00:00
Tsy mijanona ho toy ny mpivarotra ny vokatry ny Loterie Malagasy fosiny ireo mpaninjara, fa lasa mpiara-miombon’antoka aminy mihitsy.
Hanamarinana izany, nankasitrahana ireo...
-
Lundi 08 avril 2013 à 00:00:00
Taona vitsivitsy lasa izay, raha mbola tsy ratsy loatra ny lalana mampitohy an’Antsirabe sy Soanindrariny, renivohitry ny voly paoma eto Madagasikara, ratsy ny vokatra noho ny aretina...