-
Vendredi 05 avril 2013 à 00:00:00
Anisan’ny manan-karena tokoa isika Malagasy raha eo amin’ny tontolon’ny dihy. Mbola vitsy ihany anefa ny tahiry mirakitra ny momba azy ireny,...
-
Vendredi 05 avril 2013 à 00:00:00
« Festival Rencontres du film court à Madagascar » (Rfc), hetsika iray sady tokana ampahafantarana ireo mpanan-talenta amin’ny fanatontosana horonantsary...
-
Vendredi 05 avril 2013 à 00:00:00
Misedra olana ny mponina ao amin’ny kaominina ambanivohitra Bejofo, distrika Ambatondrazaka, amin’ny famatsiana herinaratra. Tsy araky ny nifanarahan’ny roa tonta, ny...
-
Vendredi 05 avril 2013 à 00:00:00
Nivaky ny lehiben’ny ankolafy Ravalomanana, Mamy Rakotoarivelo, omaly. Tsy ho ny Mpitandrina Lala Haja Rasendrahasina mihitsy no ho kandidà ho Filoham-pirenena ho an’ny...
-
Vendredi 05 avril 2013 à 00:00:00
"Ny Lalàmpanorenana izay efa lanieran’ny vahoaka no tsy maintsy ampiharina. Tsy mahalala Lalàmpanorenana hafa ankoatra an’io aloha ny Hcc." Izay no...
-
Vendredi 05 avril 2013 à 00:00:00
Miroso ny fanatanterahana ny fifidianana... Vita fianianana ireo mpikamban’ny Fitsarana manokana momba ny fifidianana (Ces). Misy ny antoka tsy hisian’ny fiandaniana politika......
-
Vendredi 05 avril 2013 à 00:00:00
Mitobaka ! Misesy ny ra-haraha tsy mazava mahakasika ireo olona sy/na mpitondra ambony frantsay. Nipoitra ny momba ny minisitry ny tetibola frantsay, Jerôme Cahuzac, voalaza fa manana...
-
Vendredi 05 avril 2013 à 00:00:00
Nosamborin’ny polisy, ny zoma 29 marsa lasa teo tamin’ny 4 ora tolakandro, ny rangahy iray 77 taona, voalaza fa nitazona basy tsy ara-dalàna, tany Ambatolampy. Teo...
-
Vendredi 05 avril 2013 à 00:00:00
Mpamongady iray, monina eny Ambanilalana Itaosy no lasibatr’ireo mpisoloky ho manana volamena amin’ny kilao indray. Raha ny fitantaran’ireo lasibatra, karazany...
-
Vendredi 05 avril 2013 à 00:00:00
Le monde du cinéma malgache ne cesse de progresser depuis quelques années même si notre pays peut encore être qualifié de novice dans ce domaine par rapport...