-
Lundi 25 mars 2013 à 00:00:00
Ny ekipan’ny Côte d’Or Fc, avy atsy Seychelles no hisolo tena ny sokajy “B” eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny Ranomasimbe Indianina (Uffoi),...
-
Lundi 25 mars 2013 à 00:00:00
Hatramin’izao, iray volana mahery taorian’ny fahavitan’ny fifidianana izay ho filohan’ny federasiona malagasin’ny atletisma, tsy mbola voafaritra ny daty hamerenana...
-
Lundi 25 mars 2013 à 00:00:00
Nitana ny sain’olona maro taty Manakara ilay resaka « club satanique ». Mpianatra maro no tratran’izy io, fa ny tao amin’ny Lycée Fjkm, Le Nid d’Ange, no...
-
Lundi 25 mars 2013 à 00:00:00
Tovovavikely iray antsoina hoe Mamy, 13 taona, no anisan’ny voan’ny «club satanique» voalohany tao amin’ny sekoly Fjkm.
«Kamboty izy ary izaho no nitaiza...
-
Lundi 25 mars 2013 à 00:00:00
«Toy ireny ankizy marary tsotra ireny no niatombohan’ny zava-nitranga tamin’ireo ankizy ireo. Nentina tany amin’ny dokotera, kanefa niverimberina foana izany. Nahita...
-
Lundi 25 mars 2013 à 00:00:00
Tonga teny amin’ny sekoly ihany koa ny avy amin’ny Faritra Vatovavy Fitovinany, nizaha ifotony ny toe-draharaha. Samy nanambara ireto tompon’andraiki-panjakana fa efa nandray...
-
Lundi 25 mars 2013 à 00:00:00
Nilaza ny olona sasany nanontaniana, fa kasoa na ambalavelona no fahalalan’izy ireo ny mahavoa ny mpianatra ao Manakara.
«Efa tamin’ny taona 1982 tany no efa nahitana tahaka...
-
Lundi 25 mars 2013 à 00:00:00
"Tsy maintsy atao ny fifidianana, fa manomboka manirikiry ny vahoaka ity tetezamita ity". Izay no nambaran’ny loholona teo aloha, avy amin’ny Arema, Atoa Kolo Rolland, tao...
-
Lundi 25 mars 2013 à 00:00:00
Tsy afa-kiroso amin’ny fifidianana isika, raha tsy tanteraka ny And. 16 amin’ny tondrozotra : avoaka ny gadra politika, araka ny nambaran’ny mpikamban’ny Cst avy...
-
Lundi 25 mars 2013 à 00:00:00
Nahavita ny andraikiny ny ambasadaoron’i Tiorkia, Ercümen Ahmet. Nanao veloma ny tontolon’ny raharaham-bahiny tao amin’ny fonenany, Ambohibao, izy ny faran’ny...