-
Vendredi 22 mars 2013 à 00:00:00
Mety tsy horaisin’i Madagasikara ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika (Can 2013), taranja rugby. Noho ireo trosabe tsy voaloan’ny minisiteran’ny fanatanjahantena,...
-
Vendredi 22 mars 2013 à 00:00:00
Tsy mbola atahorana ny fiakaran’ny rano
Na avy tao anatin’ny andro maromaro tsy niato aza ny orana, tsy mbola ahina ny fiakaran’ny rano mety hitera-doza ho an’ny...
-
Vendredi 22 mars 2013 à 00:00:00
Ezahina apetraka ny laminasa hisian’ny varotra amin’ny alalan’ny teknolojian’ny fifandraisana (Tic) ankehitriny na ny « e-commerce ». Olana...
-
Vendredi 22 mars 2013 à 00:00:00
Manomboka misy vokany ny fanentanana sy fanofanana ireo mpanjono any amin’ny Faritra Melaky ho fiarovana ny hazandranomasina. « Fanjonoana andraisana andraikitra, fanoitra ho...
-
Vendredi 22 mars 2013 à 00:00:00
Manodidina ny 300.000 taonina ny hazo maina, avy amin’ny ala 8.000 ha avadika saribao lanin’ny mponina any Toliara. Ho an’ny fikambanana iraisam-pirenena miaro ny tontolo...
-
Vendredi 22 mars 2013 à 00:00:00
Vaky ny ady eo amin’ny kaominin’Antsirabe I sy ny Faritra Vakinankaratra. Nambaran’ny Pds-n’ny kaominin’Antsirabe I, Lala Marie Béryl Razafindrainiony, ny...
-
Vendredi 22 mars 2013 à 00:00:00
Tsy fantatra intsony. « Mpiara-miombon’antoka voajanahary sy ara-tantara ka tsy azo ialana i Lafrantsa », hoy ny filohan’ny Ct, Mamy Rakotoarivelo, omaly, nandritra ny...
-
Vendredi 22 mars 2013 à 00:00:00
Azo antoka ihany ve ny hisian’ny filaminana mialoha sy mandritra ary aorian’ny fifidianana? Toy izany koa ny hoe fifidianana malalaka sy mangarahara... Manao fihaonambe hiatrehana...
-
Vendredi 22 mars 2013 à 00:00:00
Le vaccin contre la diarrhée, Rotarix, administré pour les enfants des moins d'un an, sera introduite à Madagascar en 2014, d’après le ministère de la...
-
Vendredi 22 mars 2013 à 00:00:00
L’intronisation de l’archevêque de Canterbury, Sa Grâce Justin Welby, a été effectuée hier dans la cathédrale de Canterbury en Angleterre....