-
Samedi 16 mars 2013 à 00:00:00
Nandray anjara tamin’ny fivorian’ny Cites (Convention Internationale sur le Commerce des espèces de faune et de flore sauvage), na fifanarahana iraisam-pirenena momba ny...
-
Samedi 16 mars 2013 à 00:00:00
« Miraisa hina ianareo ary aza mety hosaratsarahan’ny olona. Atambaro ny hery », hoy ny Filoha teo aloha, Ravalomanana, niditra an-telefaonina tany Alakamisy Itenina,...
-
Samedi 16 mars 2013 à 00:00:00
Niainga koa ny Filankevitra ho amin’ny fampihavanana malagasy (Ffm). Taorian’ny herinandro niasany, nisokatra, omaly, ny firotsahan-kofidina ho filohan’ity...
-
Samedi 16 mars 2013 à 00:00:00
Fanjakana tsy tan-dalàna! Izay no fahitan’ny Pr Raymond Ranjeva sy ireo mpiara-dia aminy ny fitondrana misy amin’izao fotoana izao. "Tsy maintsy apetraka ny fanjakana...
-
Samedi 16 mars 2013 à 00:00:00
Les inscriptions aux examens du baccalauréat ont pris fin hier après-midi et comme chaque année, nombreux sont les retardataires. En effet, selon les explications fournis...
-
Samedi 16 mars 2013 à 00:00:00
Vehivavy malagasy iray, 25 taona, miasa sy monina any Frantsa no nisehoan-javatra hafahafa. Niraiki-pitia tamim-bazaha izy io ka tsy nahatsiaro ny tenany matetika.
Araka ny...
-
Samedi 16 mars 2013 à 00:00:00
Olona telo no naiditra am-ponja noho izy ireo voarohirohy tamin’ny halatra niseho tao amin’ny biraon’ny Faritra, tany Taolagnaro ny 13 marsa lasa teo.
Efatra izy ireo...
-
Samedi 16 mars 2013 à 00:00:00
Nifampiantso ary nanao fihetsiketsehana teo anoloan’ny tranobe iray vao hatsangana ny mponina manodidina azy io, teny Amboditsiry, omaly, tokony ho tamin’ny 2 ora...
-
Samedi 16 mars 2013 à 00:00:00
D’ici 2017, Madagascar espère que 25% de sa population active aura accès à des services de transfert d’argent à travers l’utilisation des...
-
Samedi 16 mars 2013 à 00:00:00
Rivomanantsoa Orlando Robimanana, directeur général du Trésor au ministère des Finances et du Budget, participera à un colloque international...