-
Jeudi 14 mars 2013 à 00:00:00
Mirongatra indray ny fanafihana mitam-piadiana ao amin’ny Faritra Vakinankaratra. Renim-pianakaviana iray no naratra voatifitry ny dahalo teo amin’ny tratrany, ny alahady hariva...
-
Jeudi 14 mars 2013 à 00:00:00
Tsy misy farany tokoa ity fanafihana mitam-piadiana ity. Taorian’ny fanafihana nitranga teny Anjanahary ka hatreny Ankadifotsy, afakomaly maraina mantsy, nitohy teny Manarintsoa indray...
-
Jeudi 14 mars 2013 à 00:00:00
Nitohana tanteraka ny fifamoivoizana teo Ankadifotsy Ambatomitsangana, omaly antoandro. Hazobe iray no nianjera teo am-povoan’ny arabe ka nanapaka ny lalana nandritra ny ora 2 teo ho...
-
Jeudi 14 mars 2013 à 00:00:00
Araka ny fanazavana azo avy amin’ny mpitandro filaminana, nohamafisina ny fisavana ireo olona tratra mandeha amin’ny alina, taorian’ireo fanafihana mahery vaika niseho teto...
-
Jeudi 14 mars 2013 à 00:00:00
115 millions d’Ariary, telle est la somme allouée pour la construction d’infrastructures sanitaires dans deux quartiers à Antananarivo, à savoir le quartier...
-
Jeudi 14 mars 2013 à 00:00:00
L’opération Smile a débuté depuis lundi dernier à l’HJRA et durant les deux premiers jours, les chirurgiens ont pu réaliser 84 opérations...
-
Jeudi 14 mars 2013 à 00:00:00
Natolotra ny mpitsara mpanao famotorana teny amin’ny fampanoavana ireo enina mianadahy voasambotra, voatondro ho tompon’antoka tamin’ny famonoana ilay miaramilan’ny...
-
Jeudi 14 mars 2013 à 00:00:00
Karana lahy iray sy ny sakaizany no saika nalain’ny jiolahy an-keriny, ny asabotsy hariva tamin’ny 7 ora tany Antsiranana tao amin’ny trano fisakafoana iray any an-toerana....
-
Jeudi 14 mars 2013 à 00:00:00
Politika ankapobeny amin’ny fampanjakana ny filaminana eto amintsika ny hoe mpitandro filaminana manakaiky ny vahoaka. Endrika iray isehoan’ny fametrahana ny fiaraha-miasa matotra...
-
Jeudi 14 mars 2013 à 00:00:00
Après deux jours de séminaire, le constat en est que le secteur privé à Madagascar a encore du chemin à faire quant à la maîtrise des termes de...