-
Samedi 09 mars 2013 à 00:00:00
Niditra an-telefaonina, nitondra hafatra sy teny fiarahabana ireo vehivavy rehetra manerana ny Nosy, ny Filoha teo aloha, Ravalomanana, omaly tao amin’ny Magro...
-
Samedi 09 mars 2013 à 00:00:00
Hatramin’izao, mbola misy ny manahy na ho tanteraka amin’ity taona ity na tsia ny fifidianana. Mandeha ny adihevitra... "Vita ny amnistia vao mivoaka ny vola...
-
Samedi 09 mars 2013 à 00:00:00
Tsy zaka intsony ny filàna ara-nofo ka izay toerana takotakona dia nanaovana firaisana avy hatrany. Telo taona aty aoriana vao nipoitra ny loza.
Tao amin’ny mariazy...
-
Samedi 09 mars 2013 à 00:00:00
Niavaka tamin’ny hafa ny fanamarihan’ny FIAMA, Firaisankinan’ny Andriambavilanitra Malagasy, ny andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy tamin’ity taona...
-
Samedi 09 mars 2013 à 00:00:00
Nanolotra latabatra sy seza 200, birao 7 ho an’ny mpampianatra ary seza 60 ho an’ny garabola ao amin’ny Sekoly Fanabeazana Fototra ao Vohitrambato, iray amin’ireo...
-
Samedi 09 mars 2013 à 00:00:00
Nivoaka tamin’ny fahanginany tao anatin’ny 10 taona i Elire Rabemananjara izay talen’ny kabinetran’i Pierrot Rajaonarivelo ny taona 1998 ka hatramin’ny 2002....
-
Samedi 09 mars 2013 à 00:00:00
Namoaka andiana mpikirakira fantsona indostrialy 19 ny Ivontoeram-piofanan’Ambatovy ao Tanandava, Toamasina II, ny 27 febroary lasa teo. Hanatevina ny ekipa mpikirakira fantson’ny...
-
Samedi 09 mars 2013 à 00:00:00
La commune rurale d’Ankadikely-Ilafy a été le théâtre d’une effervescence particulière, hier, lors de la célébration de la...
-
Samedi 09 mars 2013 à 00:00:00
50 tonnes de riz, 5 tonnes de sucre, 1 tonne de sel, 280 cartons de savon, 300 cartons de bougies, 1 000 kits scolaires, 300 pièces de tôles ainsi que 2 tonnes de clous, tel sont...
-
Samedi 09 mars 2013 à 00:00:00
Les camps et les casernes de la police, de l’armée et de la gendarmerie étaient en état d’alerte maximale dans la nuit de jeudi. Et pour cause, selon les...