-
Jeudi 07 mars 2013 à 00:00:00
Tsy afaka ny hangina ny fiangonana katolika any amin’ny Arsidiosezy avaratra miahy ny any Mandritsara. “Manainga anareo izahay mba ho tony ny fontsika ka hanana fanahy sy...
-
Jeudi 07 mars 2013 à 00:00:00
Voaresaka farany teto ireo tetiandro sy fomba firotsahan’izay te ho Filoham-pirenena amin’ny fifidianana, ny 24 jolay 2013, izany hoe ny fihodinana voalohany. Amin’ity...
-
Jeudi 07 mars 2013 à 00:00:00
Mbola adihevitra be eo amin’ny tontolo politika ny fanomezana amnistia na famotsoran-keloka hoe hisian’ny fitoniana, hahatongavana amin’ny fampihavanam-pirenena, hivoahana...
-
Jeudi 07 mars 2013 à 00:00:00
Voatery naiditra tany amin’ny hopitaly ilay ankizilahikely iray voatifitry ny stylo pistolet, afakomaly hariva tamin’ny 6 ora tany Ambatoloaka Tsaramandroso Rn 4.
Araka ny...
-
Jeudi 07 mars 2013 à 00:00:00
Fito ny ankizy tsy ampy taona indray tratran’ny polisy nifoka rongony, tao amin’ny toeram-pandihizana sady fanaovana karaoke iray tetsy Antanimena, omaly. Tsy afa-niala intsony...
-
Jeudi 07 mars 2013 à 00:00:00
Nisondrotra ! Amin’ny maha maitsoahitra, ao anatin’ny vanim-potoana mampalafo ny vidim-bary isika izao. Hanamarinana izany, efa mihoatra ny 1.600 Ar ny kilaon’ ny vary eto...
-
Jeudi 07 mars 2013 à 00:00:00
Vary 30 taonina, siramamy 2 taonina, menaka 20 liatra, savony 100 baoritra, miampy fanarenana ireo sekoly sy toeram-pitsaboana niharam-pahavoazana. Mitentina 25.000 Euros eo, raha atotaly ny...
-
Jeudi 07 mars 2013 à 00:00:00
Tsy mitsaha-mitombo ny fikambanana mpanao asa soa manolotra fanomezana ny traboina vokatry ny fandalovan’ny rivodoza Haruna. Nanolotra “kits” 520 ahitana labozua, vary,...
-
Jeudi 07 mars 2013 à 00:00:00
Ny ankohonana no sekoly voalohany hanabeazana olona feno ka afaka hiaina ao anaty fiarahamonina. Noho izany, ny ray aman-dreny niteraka dia manana andraikitra lehibe amin’ny...
-
Jeudi 07 mars 2013 à 00:00:00
“Mitety Faritra ny minisitry ny fanabeazam-pirenena, Manoro Régis, miaraka amin’ny Sempama Ny Nosy. Tsy ny hanatsara ny fampianarana no tanjona fa hampiely ny antoko...