-
Vendredi 01 mars 2013 à 00:00:00
Ny alahady 3 marsa izao no hanatanterahana voalohany ny Alahadin’ny mpitandrina ho an’ny Pasitera Mbelo Ralison sy ny ankohonany, izay nanomboka nitandrina ao amin’ny Fjkm...
-
Vendredi 01 mars 2013 à 00:00:00
Omaly tolakandro, tetsy anoloan’ny Tahala Rarihasina Analakely, no nanokafana ny Festival «Dihy soratra», andiany faharoa. Dihy sy fampirantiana saripika momba ny dihy no...
-
Vendredi 01 mars 2013 à 00:00:00
Borigady manokana misahana ny ady amin’ny piraty (Bap), Sendikàn’ny mpanao mozika eto Madagasikara, Sendikàn’ny mpamokatra rakikira sy fampisehoana,...
-
Vendredi 01 mars 2013 à 00:00:00
Nanapa-kevitra ny Cheminots fa hamboarina ary hatao manara-penitra ihany koa ny kianja Malacam, Antanimena. Toerana izay filalaovana baolina lavalava ary tsanganbaton’izany...
-
Vendredi 01 mars 2013 à 00:00:00
“Smatch-In”. Fifaninanana basikety “inter-institut” karakarain’ny sekoly ambony Inscae miaraka amin’ny Kaomision’ny tanora eo anivon’ny Fiba...
-
Vendredi 01 mars 2013 à 00:00:00
Fanintelony mandalo eto Madagasikara ny “Afrobasket”. Hampiantrano ny «Afrobasket U16», sokajy zazalahy, indray isika amin’ity taom-pilalaovana 2013 ity, rehefa...
-
Vendredi 01 mars 2013 à 00:00:00
Voka-pikarohana nozarain’ny fikambanan’ny mpitsabo misahana ny fitsaboana ny aretin’ny vanin-taolana eto Madagasikara(Apr) sy ny Andrianiko ny Marary ny fampiasana «...
-
Vendredi 01 mars 2013 à 00:00:00
Tanjon’ny Diorano Wash ny hananan’ny sekoly rehetra, na miankina amin’ny fanjakana na tsia, rano fisotro madio. Izany indrindra no antom-pisian’ny tetikasa «...
-
Vendredi 01 mars 2013 à 00:00:00
Nampahafantarina, omaly, tetsy Antsakaviro, ny tetikasa vaovao iray antsoina hoe “Integrated Social Marketing Program” (Ism). Tetikasa, tantanan’ny Psi Madagascar,...
-
Vendredi 01 mars 2013 à 00:00:00
Don de la Cenit aux sinistrés de Haruna : Hier, la Cenit a présenté ses encouragements à l’endroit de la communauté de Toliara qui subit actuellement...