-
Lundi 28 janvier 2013 à 00:00:00
Les résidents des différents secteurs composant le fokontany d’Ankadimbahoaka-Andrefana s’insurgent contre ce qu’ils considèrent d’arbitraire...
-
Lundi 28 janvier 2013 à 00:00:00
Lehilahy iray no maty nihotsahan’ny tany amin’ny toeram-pitrandrahana vato iray ao Andranomadinika Behenjy, ny asabotsy maraina tamin’ny 5 ora. Voalaza fa efa voarara ny...
-
Lundi 28 janvier 2013 à 00:00:00
Nidoboka am-ponja avy hatrany ireo olona efatra saron’ny zandary nanao trafikana taolam-paty roa gony tany Ambohimasina, kaominina Ambohibary Ambatomanoina, ny 20 janoary lasa...
-
Lundi 28 janvier 2013 à 00:00:00
Tantara mitohy ! Naneho tsy fankasitrahana tamin’ny alalan’ny fitokonana, ny asabotsy teo teny amin’ny fiantsonana eny Ambatomaro, ireo taxi-be 141 rehetra. Tsy nisy niasa...
-
Lundi 28 janvier 2013 à 00:00:00
« Mifameno ny Dina sy ny mpitandro filaminana amin’ny famongorana ny tsy fandriampahalemana », hoy ny Praiminisitra, Jean Omer Beriziky, ny zoma teo tany Belo...
-
Lundi 28 janvier 2013 à 00:00:00
Aoka izay ! Nisy ny fanairana tamin’ny alalan’ny fampanenoana lakolosy nataon’ny fiangonana Fjkm taorian’ireny fanafihana mitam-piadiana nahazo ny...
-
Lundi 28 janvier 2013 à 00:00:00
Vondrona Afrikanina : Nodinihina manokana tany Addis-Abeba, nandritra ny Fihaonana an-tampon’ny Vondrona Afrikanina, indray ny «Raharaha Madagasikara», omaly. Nampiova ny...
-
Lundi 28 janvier 2013 à 00:00:00
Saika efa tafita any amin’ny lalao ampahefa-dalana avokoa ireo ekipa goavana amin’ny Can Orange 2013. Anisan’izany i Afrika Atsimo, mpampiantrano, Ghana, Burkina Faso ary...
-
Lundi 28 janvier 2013 à 00:00:00
Le suspens a été levé samedi au Carton à Anosy à l’issue du congrès national du parti ; le MDM a choisi son candidat aux futures...
-
Lundi 28 janvier 2013 à 00:00:00
Depuis l’annonce de la décision de l’homme fort de la transition de ne pas se présenter aux élections présidentielles du 8 mai 2013, la candidature de...