-
Vendredi 25 janvier 2013 à 00:00:00
Anisan’ny antoka mampahomby ny fiarovana sy ny fitehirizana ny vakoka ny fisian’ny olona matihanina misahana izany. Fantatra anefa, araka ny nambaran’ny minisitry ny...
-
Vendredi 25 janvier 2013 à 00:00:00
Iharilanto Patrick Andriamangatiana (I.P. Andriamangatiana), mpampianatra mpikaroka, mpanoratra ihany koa. Izy no mitantana ny fikambanana Havatsa-Upem, ankehitriny. Tontolon’ny soratra...
-
Vendredi 25 janvier 2013 à 00:00:00
Ambara ombieny ombieny fa ahina ho sarona tanteraka ao ambanin’ny kolontsaina vahiny ny maha malagasy. Tsy vitsy ireo efa nanaporofo izany. Anisan’ireny i Derness...
-
Vendredi 25 janvier 2013 à 00:00:00
Betsaka ny olona tratran’ ny fikorontanan-tsaina vokatry ny hazakazaky ny fiainana sy ny krizy lalina lalovan’ny firenena. Adala na mitapy no hiantsoan’ny fiarahamonina azy...
-
Vendredi 25 janvier 2013 à 00:00:00
Efa afaka manaraka ny fivoaran’ny teknolojia ary mikirakira ny informatika ny olona manana fahasembanana eo amin’ny maso, toy ny jamba ankehitriny. Ivotoerana manome fiofanana...
-
Vendredi 25 janvier 2013 à 00:00:00
Le Centre d’Immatriculation d’Antananarivo a octroyé 16 668 nouvelles immatriculations au cours de l’année 2012 contre 15 611 l’année...
-
Vendredi 25 janvier 2013 à 00:00:00
Le lancement officiel d’une prospection sismique offshore au large des côtes ouest de Madagascar, avec une compagnie chinoise, a été annoncé en début du...
-
Vendredi 25 janvier 2013 à 00:00:00
Les Etats-Unis se disent encouragés par les récents progrès, notent le besoin de mettre en œuvre immédiatement les dispositions restantes de la Feuille de...
-
Vendredi 25 janvier 2013 à 00:00:00
Fantatra fa ireo orinasa matihanina ihany no afaka manafatra any ivelany sy mivarotra fiarakodia vaovao eto amintsika. Nisy fotoana mantsy, afaka manafatra any ivelany ny olon-tsotra, saingy...
-
Vendredi 25 janvier 2013 à 00:00:00
Tsy araka ny fiheveran’ny mpitondra maro aty amin’ny tany mahantra ny politika amerikanina momba ny fampandrosoana ny fambolena. Nanapa-kevitra ireo orinasa amerikanina misahana...