-
Mardi 22 janvier 2013 à 00:00:00
Anisan’ny fikambanana tantsaha mioitra amin’ny herin’ny tenany ny Tantsaha Fitaratra Tahafina (Tafita). Nambaran’ny filohany, Rtoa Raharimalala Jeanine, fa sahirana...
-
Mardi 22 janvier 2013 à 00:00:00
Miditra amin’ny fandaminana sy fitantanana ny toerana fiantsonana etsy amin’ny Araben’ny Fahaleovantena Analakely ny kaominina Antananarivo Renivohitra...
-
Mardi 22 janvier 2013 à 00:00:00
Nanambara ny Banky foibe alemaina, ao anatin’izao fankalazana ny faha-50 taona ny fifanarahana eo amin’ny Frantsay sy Alemaina izao, fa hampody ireo volamenany 370 t tsara toerana...
-
Mardi 22 janvier 2013 à 00:00:00
Anisan’ny fiovana nataon’ny fikambanana misehatra amin’ny tontolo iainana, Tany Meva, ny fampiharana ny Drafi-panajariana ny fitantanana ny harena voajanahary sy ny faritra...
-
Mardi 22 janvier 2013 à 00:00:00
Ny fitaterana an-tanety izay efa tena manahirana manerana ny Nosy, indrindra ny any ambanivohitra, olana iray lehibe hafa sakana ho an’ny fampandrosoana ny toekarena koa ny...
-
Mardi 22 janvier 2013 à 00:00:00
Tsy hisy famatsiam-bola avy amin’ny Vondrona iraisam-pirenena hanatanterahana ny fifidianana, raha mbola misy ny kajikajy politika toy ny fikitihana ny tetiandrom-pifidianana efa...
-
Mardi 22 janvier 2013 à 00:00:00
Manoloana ny tsy haha kandidà an-dRavalomanana sy Rajoelina amin’ny fifidianana Filoham-pirenena, ahina ho ambany be ny taham-pahavitrihan’ny mpifidy. Mety hiteraka...
-
Mardi 22 janvier 2013 à 00:00:00
Mankasitraka ny tsy firotsahan’ny Filoha teo aloha sy ny Filohan’ny tetezamita hofidina ny Vondrona Eoropeanina. Irosoana ny fanatanterahana ny fifidianana... Fepetra...
-
Mardi 22 janvier 2013 à 00:00:00
Tsy mbola lefy ny asan-dahalo amin’iny faritra atsimon’ny nosy iny na efa natsahatra aza ny iraka nampanaovina ireo andian-tafika tao amin’ny “Opération...
-
Mardi 22 janvier 2013 à 00:00:00
Madagascar, à l’instar des autres pays du monde, est également touchée par le phénomène des boissons énergisantes. En effet, elles sont...