-
Lundi 21 janvier 2013 à 00:00:00
Orinasa iray lehibe eny Tanjombato no ravan’ny afo tanteraka ny asabotsy alina lasa teo, tokony ho tamin’ny 8 ora. Voalazan’ny mpiambina sendra anay teny an-toerana fa...
-
Lundi 21 janvier 2013 à 00:00:00
Nampahafantarina, ny asabotsy 19 janoary teo, tetsy amin’ny La Rotonde Besarety ny ekipa tarihin’i Dominique Raherison handrafitra ny birao hitantana ny federasiona...
-
Lundi 21 janvier 2013 à 00:00:00
Tontosa ny alahady teo, ny fiadiana ny «Triathlon de Mantasoa» andiany faha-28, izay nifanandrinan’i Madagasikara sy La Réunion. Nanjakan’ity farany ny hetsika...
-
Lundi 21 janvier 2013 à 00:00:00
Mozika rock manome lanja ny tononkira. Mamoaka ny aingam-panahy malagasy. Mahafolaka ny avy any ivelany… ny tarika Kiaka tetsy amin’ny Pim’s Behoririka.
Mozika...
-
Lundi 21 janvier 2013 à 00:00:00
Maka bahana. « Hanova paikady hitondrana ny tolona izahay ary hanafaingana izany, indrindra fa ny fomba hamerenana ny Filoha Ravalomanana an-tanindrazana ato anatin’ny fotoana...
-
Lundi 21 janvier 2013 à 00:00:00
"Velom-panantenana ny vahoaka, fa hifidy Filoham-pirenena vaovao, olom-baovao, fijery vaovao hitantana ny Repoblika IV", hoy Rtoa Andrianjafy Patricia, filohan’ny Komity...
-
Lundi 21 janvier 2013 à 00:00:00
Tsy handalo fotsiny. Hahatsiaro ny fahefa-taonan’ny 26 janoary 2009, na ilay « Alatsinainy mainty » niseho teto amin’ny firenena, ny eo anivon’ny ankolafy...
-
Lundi 21 janvier 2013 à 00:00:00
"Tsara ny hanaovana ny amnistia hangarahara ho fantatry ny Malagasy." Izay no anisan’ny fehinkevitry ny Antoko Maitso Hasin’i Madagasikara, tamin’ny kongresy...
-
Lundi 21 janvier 2013 à 00:00:00
Miditra amin’ny andiany fahasivy ankehitriny ilay fandaharanasa ho an’ny tanora mpitarika iarahana amin’ny «Fondation Friedrich Ebert» na ny Youth Leadership...
-
Lundi 21 janvier 2013 à 00:00:00
Nisehoan-doza mahatsiravina indray teny amin’ny Marais Masay ny faran’ny herinandro lasa teo. Fiara tsy mataho-dalana iray, niloko fotsy no nivadika ambony ambany. Potika ilay...