-
Samedi 19 janvier 2013 à 00:00:00
Notontosaina tetsy amin’ny Central Hôtel Tsaralalàna, omaly maraina, ny fifampiarahabana nahatratra ny taona vaovao 2013, eo anivon’ny Sendikan’ny mpamokatra...
-
Samedi 19 janvier 2013 à 00:00:00
Na tsy mbola tanteraka aza, naheno feo ny mpivarotra etsy amin’ny tsenan’Andravoahangy fa mety hankinina amin’ny mpandraharaha tsy miankina koa ny fitantanana ny...
-
Samedi 19 janvier 2013 à 00:00:00
Raha oharina ny eto Antananarivo, lafo kokoa ny vidin’ny Trano mora any Toamasina. Satria, ho an’ny trano manana efitra telo (fandraisam-bahiny ny iray), 15 tapitrisa Ar ny eny...
-
Samedi 19 janvier 2013 à 00:00:00
Tapitra ny asan’ny andiany fahefatra tamin’ireo tanora enina mianadahy (efatra vavy, roa lahy) mpilatsaka an-tsitrapo Wwf, niasa tany Ivohibe.
Teratany vahiny avy...
-
Samedi 19 janvier 2013 à 00:00:00
Hivaha amin’izay ve ny krizy amin’ny tsy firotsahan’ny Filoha teo aloha sy ny Filohan’ny tetezamita hofidina? Miantso ny Ffkm hanao ny diniky ny samy Malagasy...
-
Samedi 19 janvier 2013 à 00:00:00
Victime de viol, une fillette de seulement deux ans a eu l’appareil génital complètement détruit. L’acte s’est produit jeudi dernier vers 11h dans une maison...
-
Samedi 19 janvier 2013 à 00:00:00
Depuis deux jours, les marchands du marché communal « Pochard » ont effectué une grève en avançant comme prétexte que la commune urbaine...
-
Samedi 19 janvier 2013 à 00:00:00
Ny alatsinainy ho avy izao no hiakatra fitsarana ny raharaha mampifanolana ny tovovavy iray voalaza fa naolan’i Cohen Rivolala, tamin’ny herintaona lasa teo.
Nanizingizina...
-
Samedi 19 janvier 2013 à 00:00:00
Maty tsy tra-drano ! Tsatok’antsy indroa no namonoan’ity tovolahy iray, ny vadiny, vao 23 taona monja, teny Itaosy, afakomaly tokony ho tamin’ny 11 ora alina.
Teo...
-
Samedi 19 janvier 2013 à 00:00:00
Taoriana ny fiofanana ara-miaramila izay natao nandritra ny volana desambra taona 2012, dia hiatrika ny taom-piofanana amin'ny asan'ny mahapolisy azy, hatramin'ny volana desambra amin'ity...