-
Mardi 15 janvier 2013 à 00:00:00
Nanomboka omaly no niasa ny laharana fiara 0001 TBA satria tapitra tamin’ny herinandro lasa teo ny TAV teto Antananarivo, araka ny fanazavan’ny mpiandraikitra voalohany ny centre...
-
Mardi 15 janvier 2013 à 00:00:00
Teny amin'ny Hôtel Néron Vontovorona no nanatanteraka ny fifampiarahabana noho ny Asaramanitra ny mpiasan’ny minisiteran'ny fitsinjaram-pahefana, ny faran'ny herinandro...
-
Mardi 15 janvier 2013 à 00:00:00
Manodidina ny 3.300 ireo mpianatra hiatrika ny fanadinana fifaninanana hiditra amin’ny Fakiolten’ny teny aman-tsoratra sy siansa maha olona na Flsh amin’ity taona ity....
-
Mardi 15 janvier 2013 à 00:00:00
Hidinika amin’ny tompon’andraiki-panjakana ny filohan’ny Oniversite vaovao, Panja Ramanoelina, ato ho ato. Efa nampanantena azy ny fanjakana fa vonona ny 51 miliara Ar,...
-
Mardi 15 janvier 2013 à 00:00:00
Tsy atahorana ny famatsiam-bary amin’ity taona ity. Ampy ny tahiry, hoy ireo mpiandraikitra ao amin’ny « plate forme » vary. Miakatra ny voly avotra saika manerana ny...
-
Mardi 15 janvier 2013 à 00:00:00
Mifandray amin’ny fahavoazan’ny lalam-pirenena maro sy ny lalamby ny fahasimban’ny ankamaroan’ny seranantsambo. Toamasina ihany no miantoka ny 80 % ny fampidirana sy...
-
Mardi 15 janvier 2013 à 00:00:00
Olana iray goavana eto amin’ity firenena ity ny fitaterana. Nandritra ny Repoblika faharoa, tsy nisy fanamboarana ny fotodrafitrasa rehetra ary nanomboka teo no nahapotika ny...
-
Mardi 15 janvier 2013 à 00:00:00
Hitohy ny fanisana mpifidy na hisy na tsia ny fifidianana. Ankoatra ireo fanisana niantsorohan’ny rantsa-mangaikan’ny Cenit mivantana teny amin’ny fokontany, nametrahana...
-
Mardi 15 janvier 2013 à 00:00:00
Tonga amin’ny tsy azo anoharana intsony ! Raikitra efa ho andro maromaro, ny daroka baomba avy eny an’habakabaka nataon’ny tafika frantsay hamelezana ireo silamo mahery...
-
Mardi 15 janvier 2013 à 00:00:00
Ny And. 18, 19, 20, 45 amin’ny tondrozotra no mbola tsy mampitovy fijery ireo nanao sonia ny tondrozotra: vita sonia vao hifanarahana? Nitohy omaly indray ny fampihaonan’ny Komity...