-
Lundi 14 janvier 2013 à 00:00:00
Nafana dia nafana iny faran’ny herinandro iny ary toa tsy hita taratra akory ny maha fotoan’ny vita fety raha ny «zoma mahafinaritra» niarahana tamin’i Tence...
-
Lundi 14 janvier 2013 à 00:00:00
Hotontosaina ny 4 ka hatramin’ny 6 jona izao, atsy amin’ny Nosy La Réunion, ny andiany fahatelo amin’ny tsenan’ny mozika aty amin’ny Faritry ny...
-
Lundi 14 janvier 2013 à 00:00:00
Efa mahazatra ary lasa ambohipihaonan’ny mpankafy mozika klasika ny kaonseritra isaky ny alarobia fahatelo amin’ny volana amin’ny mitataovovonana, etsy amin’ny...
-
Lundi 14 janvier 2013 à 00:00:00
Namono mpifaninana iray ny Rallye Dakar 2013. Ny zoma lasa teo, no maty ilay mpitondra motô, frantsay, Thomas Bourgin. Nifandona tamin’ny fiara be iray izy raha iny handeha...
-
Lundi 14 janvier 2013 à 00:00:00
Niditra tamin’ny andro fahasivy sy fahafolo ny fifanintsanana amin’ny hetsika “Fety de Basikety e!”, ny faran’ny herinandro teo, teny Andraisoro. Nisongadina...
-
Lundi 14 janvier 2013 à 00:00:00
Raha nampanantena amin’ny fanatanterahana ny fivoriambe ara-potoana (AGO) eo anivon’ny Komity Olympika Malagasy (Com) ny filohany, Siteny Randrianasoloniaiko, taorian’ny...
-
Lundi 14 janvier 2013 à 00:00:00
Jean Michel Ramaroson. Filohan’ny federasiona malagasin’ny basikety (Fmbb) am-perinasa. Mbola milaza ny hanohy sy vonona ny hitantana ny federasiona izy mandritra ny taom-piasana...
-
Lundi 14 janvier 2013 à 00:00:00
Mpilalao malagasy enina tamin’ireo valo no hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, atsy Kenya, ny volana marsa ho avy izao. Izy ireo no tafiditra tao anatin’ireo...
-
Lundi 14 janvier 2013 à 00:00:00
Décédé à l’age de 65 ans en 1978, le célèbre poète et écrivain Dox, de son vrai nom Razakandraina Jean Verdi Salomon,...
-
Lundi 14 janvier 2013 à 00:00:00
Voalaza fa nisy manamboninahitra iray mamo teo amin’ny toeram-pisakafoana iray teny Andravoahangy, ary nila vaniny taman’olona. Tsy nisy sahy namaly ny manodidina satria...