-
Vendredi 11 janvier 2013 à 00:00:00
Noraisim-potsiny ! Roa lahy antsoina hoe Ratovonantenaina David sy Ramananandro Gaston no saron’ny polisy avy ao amin’ny Boriborintany faha-6 saika hivarotra basy Kalachnikov iray...
-
Vendredi 11 janvier 2013 à 00:00:00
Aiza ny manam-pahefana ? Manjaka tanteraka ary manao izay tiany hatao ny mpanao hetsika braderie ao Toamasina. Manakoako tsy ifandrenesana ny zava-maneno isarihana mpividy, tsy misy lalana...
-
Vendredi 11 janvier 2013 à 00:00:00
Nanamafy ny « tsy … tsy » indray ny Vondrona Iraisam-pirenena tamin’ny fanehoan-keviny, afakomaly. Raha tarafina amin’ny hevitry ny Dr Hans-Dieter Stell,...
-
Vendredi 11 janvier 2013 à 00:00:00
Hanana endrika tahaka ny inona ? Mpanakanto maro no miandrandra fiovana mankany amin’ny tsara, saingy tsy vitsy ihany koa ireo tsy dia manantena «zavatra» loatra.
Raha...
-
Vendredi 11 janvier 2013 à 00:00:00
Hetsika lehibe sy hiavaka amin’ity faran’ny herinandro ity ny fandalovan’i Vieux Farka Touré, mpanakanto sangany terany malianina, eto amintsika. Hisy ny fampisehoana...
-
Vendredi 11 janvier 2013 à 00:00:00
Nodimandry tamin’ny alarobia 9 janoary 2013 teo, tamin’ny 9 ora sy sasany alina, i Gérard Rakotoasimbola. Mpitendry piano nanaraka mpanakanto maro izy.
Anisan'ireny ry...
-
Vendredi 11 janvier 2013 à 00:00:00
Tsy ny eto an-toerana ihany no manomboka miverina amin’ny fankafizana ny kabary malagasy fa ny any ivelany ihany koa.
Araka ny fandaharam-potoan’ny Fikambanan’ny...
-
Vendredi 11 janvier 2013 à 00:00:00
Miavaka, tsy toy ny any amin’ny firenen-kafa, ny vidin’ny zavamaneno trompetra eto amintsika, raha ny fanadihadiana natao. Ny antony ? Isika Malagasy no manana fomba amam-panao...
-
Vendredi 11 janvier 2013 à 00:00:00
Mahazatra hatramin’izay, raha vao miteny hoe fampirantiana saripika, ny mahita sanganasa efa voasasa ary amin’ny habeny samihafa mandravaka rindrina na tabilao. Hafakely ary tsy...
-
Vendredi 11 janvier 2013 à 00:00:00
Hivaha ihany ve ny izao krizy politika izao? Taom-pifidianana ity taona ity. Na izany aza, raha ny toe-draharaha ankehitriny: tsy azo antoka sy tsy hita be ihany indray izay ho...