-
Jeudi 10 janvier 2013 à 00:00:00
Nosokafan’ny Tahirim-pirenena misahana ny fiarovana ara-tsosialy (Cnaps), nanofanana ny mpiasa ao anatiny, ny taona vaovao 2013.
Nahazo izany ny mpamily 20 avy...
-
Jeudi 10 janvier 2013 à 00:00:00
Hiara-miasa maharitra ny Faritra Boeny sy any Mayotte izay mbola ao anatin’ny departemanta frantsay. Fiaraha–miasa niarahana nofaritana tamin’ny 2011 eo amin’ny roa...
-
Jeudi 10 janvier 2013 à 00:00:00
Nambaran’ny Filoha Andry Rajoelina, fa na tao anatin’ny tetezamita aza dia azo natao ny nampiakarana ho 10% ny karaman’ny mpiasam-panjakana, hatramin’izay. Isan-taona,...
-
Jeudi 10 janvier 2013 à 00:00:00
Raha tsy nisy ny kabary politika, nanatsidika lafiny toekarena kely ihany ny Filohan’ny tetezamita, Andry Rajoelina, nandritra ny kabary fiarahabana nahatratry ny taona, omaly teny...
-
Jeudi 10 janvier 2013 à 00:00:00
"Izahay eto amin’ny Kongresin’ny tetezamita dia manao antso avo aminareo mpanatanteraka mba hijery akaiky ny laharam-pahamehana, ka handray fepetra haingana fa efa tena...
-
Jeudi 10 janvier 2013 à 00:00:00
Anisan’ny lasibatry ny tsindrom-paingotra avy amin’ny mpandaha-teny teny Iavoloha, omaly, ny minisitry ny serasera, Harry Laurent Rahajason. Tsy nitsitsy fitenenana ny...
-
Jeudi 10 janvier 2013 à 00:00:00
Anisan’ny nanamarika ny fety omaly teny Iavoloha ny fiaraha-nisakafo. Nitentina 25.000 Ar isan’olona ny anjaran’ny tsirairay. Raha natotaly, tafakatra 72.125.000 Ar ny...
-
Jeudi 10 janvier 2013 à 00:00:00
En ce début d’année 2013, la CNaPS a décidé de former son personnel, principalement les chauffeurs. L’objectif est de diminuer les risques...
-
Jeudi 10 janvier 2013 à 00:00:00
Tovovavy iray 19 taona no nodomin’ny fiara, tany Antsiranana, ny faran’ny herinandro teo, ka tapaka ny feny sy ny taola-maojany tamin’izany. Tsy voatsabo tany an-toerana...
-
Jeudi 10 janvier 2013 à 00:00:00
Tanterahina ao an-drenivohitr'i Vakinankaratra, nanomboka ny talata teo ka hifarana rahampitso zoma, ny semineram-pirenena andiany faha-4 mahasahana ny fampianarana katolika eto amin'ny Nosy,...