-
Mercredi 09 janvier 2013 à 00:00:00
Tsy mbola miova amin’ny heviny. Toy ny efa nahazatra azy ireo tato anatin’ny efa-taona, tsy anisan’ireo masoivoho ho avy eny Iavoloha hiatrika ny lanonana fifampiarahabana...
-
Mercredi 09 janvier 2013 à 00:00:00
Mbola tsy nandray ny fanampin-karama roa volana, novambra- desambra 2012, ny mpampianatra Fram, hatramin’izao. Efa eny anivon’ny Dren ny fikarakarana izany ka ity farany no...
-
Mercredi 09 janvier 2013 à 00:00:00
Am-perinasa, nanomboka ny alatsinainy teo ny zotra vaovao 196 A miala eo Ambolokandrina, Ambohipo, Ambanidia, Rasalama, Andravoahangy, Tsiazotafo, Behoririka ary eo amin’ny Magro...
-
Mercredi 09 janvier 2013 à 00:00:00
Anisan’ny zava-baovao nisantaran’ny tontolon’ny kolontsaina ny taona 2013 ny fampirantiana tontosain’i Narindra etsy amin’ny Tahala Rarihasina...
-
Mercredi 09 janvier 2013 à 00:00:00
Na dia efa tontosa aza ny fifidianana teo anivon’ny seksion’ny atletisma Antananarivo Renivohitra, mbola nikiry nanao ny azy ihany ny federasiona malagasy, ny asabotsy lasa...
-
Mercredi 09 janvier 2013 à 00:00:00
Anisan’ny mampiavaka ny fankalazana ny fetin’ny faran’ny taona eto amintsika ny fisian’ireo tarika mpanao vakodrazana, mitety tsena na tanàna mampifalifaly ny...
-
Mercredi 09 janvier 2013 à 00:00:00
Handray anjara amin’ny andiany fahadimy amin’ny «Marathon de Bamako» indray i Hajanirina Andriamparany. Fifaninanana izay hotanterahina ao an-drenivohitr’i Mali,...
-
Mercredi 09 janvier 2013 à 00:00:00
2 600 invités : C’est le nombre des personnalités qui vont assister à la cérémonie de présentation de vœux qui aura lieu ce jour à...
-
Mercredi 09 janvier 2013 à 00:00:00
Midongy Atsimo : Les gendarmes ont abattu 15 dahalo
Selon des informations émanant de la gendarmerie nationale de Befotaka et de Midongy Atsimo, cette dernière a réussi...
-
Mercredi 09 janvier 2013 à 00:00:00
La route en plein centre ville de la capitale de Vakinankaratra, au lieu dit Ambaniatsimo, reliant Ambavahadimangatsiaka au fokontany de Mahazina, jusqu'à celui d'Ambohimena,...