-
Lundi 07 janvier 2013 à 00:00:00
Traité de tous les noms, suivant le cas, depuis plus d’une décennie, le Pasteur Christian Dieudonné Mailhol, président fondateur de l’association...
-
Lundi 07 janvier 2013 à 00:00:00
Ankizilahikely 12 sy 14 taona no nilatsahan’ny varatra tany Ambohibary Ankazobe, ny asabotsy hariva teo nandritra iny orambe iny. Vokany, maty tsy tra-drano ny iray ; ny iray kosa,...
-
Lundi 07 janvier 2013 à 00:00:00
Io fa mipoitra indray ! Manomboka miverina mandravarava Remenabila sy ny namany any amin’ny faritra atsimo.
Fantatra àry izao fa dahalo 200 lahy nirongo...
-
Lundi 07 janvier 2013 à 00:00:00
Sambasamba ! Mba tsy nisy ny olona maty nandritra ny fankalazana ny fetin’ny faran’ny taona teo tany Toamasina. Nahatratra 219 ireo naiditra tao amin’ny Hopitalibe....
-
Lundi 07 janvier 2013 à 00:00:00
Hifarana, rahafakampitso alarobia 9 janoary izao, ny fe-potoana fanaterana ny antontan-taratasy fanavaozana ny fijoroan’ny antoko politika eto amintsika, araka ilay lalàna vaovao...
-
Lundi 07 janvier 2013 à 00:00:00
Tsy azo iainana ny fofona eny amin’ny kaominina Anosiala, fokontany Fiakarana. Midonaka ny fofona ratsy avoakan’ilay toeram-piompiana iray eny an-toerana.
Rehefa midanika iny...
-
Lundi 07 janvier 2013 à 00:00:00
En 2012 l’Afrique ne parvient toujours pas à assurer sa sécurité alimentaire. Les pays du Sahel ont été confronté une grave sécheresse....
-
Lundi 07 janvier 2013 à 00:00:00
Eo am-piandrasana ny kabarin’ny filohan’ny Tetezamita amin’ny 9 janoary dia mandeha be ny resaka. Eo aloha ny resaka hoe hilatsaka ho fidiana ny filohan’ny tetezamita...
-
Lundi 07 janvier 2013 à 00:00:00
Raha nanontaniana momba ity firosoana mankany amin’ny fifidianana ny Dr. Rakotovahiny Emmanuel, filohan’ny UNDD, dia nanontany tena koa izy fa fifidianana inona tokoa moa no mety...
-
Lundi 07 janvier 2013 à 00:00:00
«Sarotra ny hino fa ho tontosa ny 8 mey izao ny fifidianana. Ilaina averina jerena ny lalàna momba ny famotsoran-keloka sy ny lalàna momba ny fifidianana ary ny...