-
Samedi 05 janvier 2013 à 00:00:00
Depuis le début de la crise, Madagascar s’est vu retiré de la liste de l’Africa growth and opportunity act (Agoa). Ce qui est à l’origine de nombreuses...
-
Samedi 05 janvier 2013 à 00:00:00
Raha ny lovan-tsofina sy tahirin-kevitra, lova tsy nisaraka tamin’ny taranaka Zafimaniry ny fanaovana sary sokitra. Tamin’ny taona 2008, tafiditra ho anisan’ny vakoka...
-
Samedi 05 janvier 2013 à 00:00:00
« Saika mifanohitra amin’ny fianarana lalàn’ny fifamoivoizana ny tsy fahampian’ireo takela-by sy faharatsian’ny lalana eto amintsika », hoy Atoa...
-
Samedi 05 janvier 2013 à 00:00:00
« …Tsy hijanona intsony izahay ». Io no nambaran’i Daniel Rajoroarivony, zafikelin’i Justin Rajoro, raha naneho ny fahavononan’ny taranany hanohy ny...
-
Samedi 05 janvier 2013 à 00:00:00
Feno ! Nivoaka, ny faran’ny taona 2012 teo, ny rakikira Cd vaovaon’ny tarika Apost, milalao ny gadona « rock » mavesatra.
Nampitondraina ny anarana hoe «...
-
Samedi 05 janvier 2013 à 00:00:00
Ny tonon-kira rehetra dia toa jijy avokoa! Satria mitanisa, mitantara, maneho, milaza, mamaky bantsilana koa aza… Amin’ny heviny malalaka angamba izay.
Manana ny toerany...
-
Samedi 05 janvier 2013 à 00:00:00
Mbola lany hitantana mandritra ny taom-piasana efa-taona, izany hoe, hatramin’ny taona 2016 indray, i Herley Ambinintsoarivelo, filohan’ny Federasiona malagasin’ny tenisy...
-
Samedi 05 janvier 2013 à 00:00:00
Roa andro mialoha ny hanambarana izay ho mpilalao hisalotra ny «Ballon d’Or 2012», taranja baolina kitra, samy manatanteraka ny safidiny ireo mpilalao afaka manao izany, any...
-
Samedi 05 janvier 2013 à 00:00:00
Hiditra amin’ny andiany fahatelo ny fifaninanana eo amin’ny “Slalom”, izay karakarain’ny klioba Msa.
Eny Bevalala indray no hanatontosana izany, izay...
-
Samedi 05 janvier 2013 à 00:00:00
RECENSEMENT : Interrogé sur RFI, Fano Rakotondrazaka, rapporteur général de la Cenit, a fait part de la difficulté rencontrée par cette institution dans le...