-
Lundi 31 décembre 2012 à 00:00:00
Tovolahy iray any Bongolava no lasa adala tampoka noho ny fahadisoam-panantenana lalina nahazo azy vokatry ny finoany tanteraka fa tena ho tapitra ny 21 desambra teo ny faran’izao...
-
Lundi 31 décembre 2012 à 00:00:00
Fotoan’ny hanimpitoloha ny faran’ny taona. Manomboka ny tontolo andro mandra-marain’ny andro ny fety ary mitohy ny taom-baovao mihitsy aza izany. Mila mitandrina anefa...
-
Lundi 31 décembre 2012 à 00:00:00
Sahirana amin’ny famatsiana labiera Thb ny any Atsimo atsinanana amin’izao faran’ny taona izao. Tena mahatsiaro voadona mafy amin’izany ny any Vangaindrano....
-
Lundi 31 décembre 2012 à 00:00:00
Mitombo isa hatrany ireo mpivarotra amoron-dalana
Vao mainka mibaribary tamin’ity taona 2012 mifarana ity ny fitombon’ny isan’ny mpivarotra amoron-dalana, mpivarotra...
-
Lundi 31 décembre 2012 à 00:00:00
Afaka 17 taona, amin’ny 2030 izany, tsaratsara kokoa no ho ny amin’izao fotoana izao ny endriky ny toekarena eran-tany, araka ny tatitra navoakan’ny Filankevitra iray any...
-
Lundi 31 décembre 2012 à 00:00:00
Araka ny tatitra nataon’ny mpanolotsain’ny Tokobe Telo, Esoakele dit Berra, tamin’ny mpanao gazety, misy misandoka ho mpitarika ity fikambanan-drazana ity,...
-
Lundi 31 décembre 2012 à 00:00:00
Niova tsy toy ny nahazatra sy/na paikady ? Hafatra an-taratasy fohy, avy amin’ny Filoha teo aloha Ravalomanana no novakiana tao amin’ny Magro Behoririka, afakomaly fa tsy...
-
Lundi 31 décembre 2012 à 00:00:00
Noraisin’i Manandafy ho ohatra ny tranga atsy Centrafrique ka nilazany fa niantso vonjy amin’i Frantsa ny Filoha Bozizé mba hiaro azy.
«Niteny anefa i Hollande...
-
Lundi 31 décembre 2012 à 00:00:00
Hanaratsy endrika ny mpitondra ? Nivatravatra fiteny sy avo feo ny sasany amin’ireo mpanohana mahafatra-po ny fitondrana tato anatin’ny andro vitsy amin’ny fiarovana ny...
-
Lundi 31 décembre 2012 à 00:00:00
Les stations audiovisuelles publiques, en l’occurrence la Radio Nationale Malagasy et la Télévision Malagasy seront assurées d’être captées sur...