-
Samedi 29 décembre 2012 à 00:00:00
Rehefa fetin’ny faran’ny taona tahaka izao, betsaka ny olon-droa mamonjy lanonana ivelan’ny tokantrano ka fotoana koa hampisehoana ny lamaody izany. Akanjo, poketra, kiraro...
-
Samedi 29 décembre 2012 à 00:00:00
Saika tany ivelan’ny renivohitra hatrany no nanatanterahan’ny tarika Bagzana ny fanafanana ny alin’ny 31 desambra hatramin’izay. Amin’ ity taona ity, sambany no...
-
Samedi 29 décembre 2012 à 00:00:00
Tsy nitazam-potsiny fa nitondra ny fanampiana ho an’ny Net Foot Mada sy ny fikambanana Ad’hoc Partner, amin’ny fampiantranoana ny «Mondial des relèves»,...
-
Samedi 29 décembre 2012 à 00:00:00
Matoam-baovao ny fanondranana « bois de rose »
Raharaha iray goavana malaza tamin’ity taona 2012 ity ny fanondranana an-tsokosoko ny andramena na « bois de rose...
-
Samedi 29 décembre 2012 à 00:00:00
Eto Madagasikara, tsy tratra ny tanjona ny ady amin’ ny fahantrana sy ny fanatsarana ny tontolo iainana alohan’ny taona 2015, araka ny niaraha-nanapaka tamin’ny taona...
-
Samedi 29 décembre 2012 à 00:00:00
Maro ny mametra-panontaniana momba ireo olona voarohirohy na efa tratra noho ny resaka fitrandrahana, fitaterana na koa fanondranana hazo sarobidy, izay toa tsy enjehin’ny...
-
Samedi 29 décembre 2012 à 00:00:00
A croire que les détracteurs du premier ministre, Jean-Omer Beriziky, ont choisi de se relayer pour davantage lui enfoncer le clou. Hier, l’ancien ministre de l’Agriculture...
-
Samedi 29 décembre 2012 à 00:00:00
Anjaran’ny fokontany Nanisana indray no nanatanterahan’ny fikambanana Tamia (Tanora Miantsehatra) ny asa sosialy fanaony, indrindra ireo beantitra, omaly.
«Tsy diso...
-
Samedi 29 décembre 2012 à 00:00:00
Notanterahina omaly tetsy Andohatapenaka II, ny fiaraha-misakafo fanaon'ireo fokontany 44 ao anatin'ny Boriborintany voalohany, rehefa vaninandro fety (26 jona, taom-baovao)...
-
Samedi 29 décembre 2012 à 00:00:00
Hiatrika fiofanana avo lenta eo amin’ny fanamoriana amin’ny hazakazaka moto ireo mpanamory eto an-toerana. Ilay manampahaizana frantsay, Olivier Nitard, no hitarika ny fiofanana...