-
Jeudi 27 décembre 2012 à 00:00:00
Les récents propos du premier ministre Jean-Omer Beriziky, lesquels semblent accuser le président de la Transition d’être le principal responsable de certains...
-
Jeudi 27 décembre 2012 à 00:00:00
Tsy lavitry ny Microcred eo Ambodivona no misy ny fianakaviana iray monina amin’ny baoritra teo amoron-tatatr’Ambodivona iny. Tokantrano iray, misy olona 15 no niaina tsizarizary...
-
Jeudi 27 décembre 2012 à 00:00:00
Tsy mba afaka nanao fety nilamina toy ny olon-drehetra ireo mpianatra malagasy manohy fianarana any Sina satria tsy mbola naharay ny vatsim-pianarana mihitsy izy ireo, hatramin’ny...
-
Jeudi 27 décembre 2012 à 00:00:00
Fitoniana izao hoe mampangingina ratsy ny tontolo politika izao. Vanja... milevina, tsy fantatra izay mbola hipoahany? Toy ny tsy fahalalana izay tena vahaolana sy fotoana hivahan’ny...
-
Jeudi 27 décembre 2012 à 00:00:00
Charlène Ratsimba-Andriantavy, monina any Flers Frantsa ary mpianatra ao amin’ny Lycée Jean-Guéhenno.
Izy no nisolo tena an’i Madagasikara tamin’ny...
-
Jeudi 27 décembre 2012 à 00:00:00
Hanan-tantara ity fetin’ny faran’ny taona sy ny fitsenana ny taona vaovao 2013 ity ho an’ireo ho eny amin’ny Cci Ivato, izay hampiantrano an’i Lalatiana sy ny...
-
Jeudi 27 décembre 2012 à 00:00:00
Elaela indray izay tsy nahitana azy an-tsehatra izay. Ny antony, tsy monina eto Madagasikara i Richard na i Njila. Amin’izao fandalovany izao, hisy ny fihaonana amin’ny mpankafy...
-
Jeudi 27 décembre 2012 à 00:00:00
Mbola tsy tena nifarana akory ny taom-pilalaovana ho an’ny taranja basikety. Tontosa tany amin’ny Faritra Diana ny fiofanana ho an’ireo mpanazatra “Young Coach...
-
Jeudi 27 décembre 2012 à 00:00:00
Tontosa, ny faran’ny herinandro teo, tetsy amin’ny kianja mitafon’Ankoron-dra-no, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara teo amin’ ny taranja...
-
Jeudi 27 décembre 2012 à 00:00:00
Nanambara ny filohan’ny seksion’ny atletisma, eto Antananarivo Renivohitra, Rtoa Rasoanomenjanahary Lala Norovololoniaina, omaly nandritra ny fihaonany tamin’ny mpanao...