-
Jeudi 20 décembre 2012 à 00:00:00
« Maro ny trangan’aretina mpahazo ny renim-pianakaviana amin’izao fotoana izao. Maro amin’izy ireny no misy fiantraikany any amin’ny tsy fahazoana taranaka...
-
Jeudi 20 décembre 2012 à 00:00:00
Tonga teto amin’ny gazety Taratra, omaly tolakandro, ny lehilahy iray antsoina hoe Mbola Justin na Filagnaze, monina ao amin’ny Sept Saphir Analalava, distrikan’i Sakaraha...
-
Jeudi 20 décembre 2012 à 00:00:00
Niely vetivety ny tsaho teny Behoririka omaly, tokony ho tamin’ny 2 ora tolakandro, fa mirehitra ny tobin-dasantsy Shell ary hipoaka. Nisavoritaka ireo olona mora nandairan’ny...
-
Jeudi 20 décembre 2012 à 00:00:00
Nitrangana fanafihana indray tany amin’ny Rn7, omaly. Fiara roa no indray lasibatra. Voaroba ny volabe an-tapitrisany, olona telo naratra mafy. Nisy tratra ihany anefa ireo...
-
Jeudi 20 décembre 2012 à 00:00:00
Tsy ampy intsony ny tahirin-tsakafon’ny Fandaharanasan’ny Firenena Mikambana momba ny sakafo (Pam) ka tsy afaka nanohana ara-tsakafo ireo mararin’ny raboka ao amin’ny...
-
Jeudi 20 décembre 2012 à 00:00:00
Dans le cadre d’une démarche visant à mettre en valeur les hommes et femmes d’affaires dynamiques de chaque région, la banque verte récompense trois...
-
Jeudi 20 décembre 2012 à 00:00:00
Raha ampitahana ny tamin’ny taona 2011, amin’izao vanim-potoana izao, nihena 70 Ar /kg ny vidim-bary vokatra eto an-toerana amin’ny ankapobeny, ary 10 Ar /kg ny avy any...
-
Jeudi 20 décembre 2012 à 00:00:00
Niova arakaraka ny vanim-potoana iainan’ny firenena hatrany ny fitantanana ny tany sy ny fanajariana ny tany teto Madagasikara hatramin’izay.
Noho izay indrindra no nanaovana...
-
Jeudi 20 décembre 2012 à 00:00:00
Nampahafantatra ny ivotoerana iray momba ny fikarohana ara-tsakafo (Institut de recherche sur la politique alimentaire) any Washington fa tokony hifantoka amin’ny fampivoarana ny...
-
Jeudi 20 décembre 2012 à 00:00:00
Nilaza ny avy ao amin’ny Prezidansa fa hanainga amin’ny 24 desambra izao ireo delegasiona mpitatitra 12, tarihin’ny talen’ny kabinetra ho any Sina. Anton-dia ny hijery...