-
Lundi 05 novembre 2012 à 00:00:00
Notontosaina tany Kigali, renivohitr'i Rwanda, ny herinandro lasa teo, ny fihaonambe ara-toekarena aty Afrika, andiany fahafito. Nandray anjara tamin'izany ny mpitondra fanjakana aty Afrika,...
-
Lundi 05 novembre 2012 à 00:00:00
Maneho ny firaisankinany manoloana ny tsy fandriampahalemana, fanafihana ireo banky namany ireo mpikambana ao amin’ny Apb. Hikatona, noho izany, ny banky rehetra eto Madagasikara...
-
Lundi 05 novembre 2012 à 00:00:00
Atoa Haina Hasimbola Rakotoaritsifa na Hasina no kandidà hatolotry ny Malagasy miray sy mifankatia (Mamimi), nampahafantaran’io fikambanana io ny mpanao gazety teny...
-
Lundi 05 novembre 2012 à 00:00:00
Ho raikitra ihany. Nanaraka ireo Vondrona Iraisam-pirenena hafa amin’ny fanohanana ny hanaovana ny fifidianana amin’ny taona 2013 ny Banky Iraisam-pirenena. Ny mpanao politika eto...
-
Lundi 05 novembre 2012 à 00:00:00
Un «Comité d’encouragement et de soutien d’Andry Rajoelina» (César) vient de se constituer le 1er novembre dernier à Fresnes...
-
Lundi 05 novembre 2012 à 00:00:00
Le départ de la prochaine course à la magistrature suprême du pays verra certainement la plus grande participation de concurrents… toute tendance confondue. Outre...
-
Lundi 05 novembre 2012 à 00:00:00
Comme prévu, les jeunes et partisans de l’association «Zatovo» ont poursuivi leurs manifestations, samedi dernier, devant le gymnase Soavita de Toamasina.
...
-
Lundi 05 novembre 2012 à 00:00:00
Hatramin’ny vaviantitra miray tsikombakomba amin’ny jiolahy. Telo mianaka izy ireo no saron’ny polisy teny Tanjombato. Jiolahy roa tratra niaraka tamin’ny bala marobe,...
-
Lundi 05 novembre 2012 à 00:00:00
Any amin'ny faha-15 na 17 novambra no nambaran'ireo teknisianina fa mety hahamasaka ny vokatra letisia. Efa betsaka sahady anefa ny mivarotra izany, nanomboka ny 31 oktobra teo eny amin'ny...
-
Lundi 05 novembre 2012 à 00:00:00
Hamarana ny fankalazana ny faha-100 taona niasany teto Madagasikara ny fikambanamben’ny frera marista, nanomboka ny 1 novambra teo ary hifarana anio ao Antsirabe. Ny taona 1909 no...