-
Mardi 30 octobre 2012 à 00:00:00
Polisy iray miasa etsy Ambohijatovo no sendra ny lehibe noho izy nandalo teny an-toerana omaly antoandro, ka nahita ny fomba fiasany. Tsy araka ny tokony ho izy ny zavatra nataon’ilay...
-
Mardi 30 octobre 2012 à 00:00:00
Mitohy hatrany ny asan-dahalo ao amin’ny Faritra Amoron’i Mania ka manomboka tezitra ny vahoaka. Tsy mitsitsy intsony fa avy hatrany dia mamono ho faty izay dahalo manafika ny...
-
Mardi 30 octobre 2012 à 00:00:00
Na efa teo ihany aza ny filazan’ny polisy fa tsy azon’ny posy sy ny sarety fitateran’entana ny mivezivezy eto an-drenivohitra, ny andro antoandro, dia niverenana...
-
Mardi 30 octobre 2012 à 00:00:00
Taorian’ny tsaho nampihorohoro ny mponin’ny renivohitr’i Vakinankaratra, izay niseho teny amin’ny fokontanin’Ambohimena tamin’iny herinandro lasa iny,...
-
Mardi 30 octobre 2012 à 00:00:00
Mahazo vahana ny vola sandoka. Nidoboka am-ponja avy hatrany ireo efatra mianadahy voarohirohy ho nanaparitaka vola sandoka tamina trano fanaovana karaoke iray eny 67ha.
Noraisim-potsiny...
-
Mardi 30 octobre 2012 à 00:00:00
Le ministre des Affaires Etrangères Pierrot Rajaonarivelo a reçu hier au MAE à Anosy la délégation de parlementaires européens dirigée par...
-
Mardi 30 octobre 2012 à 00:00:00
Araky ny vaovao avy amin’ny Zandarimariam-pirenena dia hisy ny lanonana ara-miaramila fifamindram-pahefana izay hatao etsy Mahamasina ny 31 oktobra 2012 ho avy izao amin’ny 10 ora...
-
Mardi 30 octobre 2012 à 00:00:00
Tsy tia mainty! Io no fanafody nampiasain’ity vehivavy antsoina hoe Sah… ity. Potehiny avokoa ny fiainan’olona izay mba tafavoaka na tafarina noho izy.
Tovovavy vao 24...
-
Mardi 30 octobre 2012 à 00:00:00
La saison des pluies rime avec problèmes dans les quartiers populeux de la capitale. Par expérience, les responsables du Fokontany Antohomadinika-Antsalovana Miray (FAAMI)...
-
Mardi 30 octobre 2012 à 00:00:00
La situation de crise résultant des événements politiques de 2009 semble relativement perdurer, d’après certaines observations. Diverses entités se sont...