-
Jeudi 13 novembre 2014 à 00:00:00
Hakatona ny alahady izao ny fankalazana ny faha-5 taonan’ny Jazz Club CGM Analakely.
Hiavaka ny seho sehatra ho hita eny an-toerana ny alahady tolakandro izao satria “ny...
-
Jeudi 13 novembre 2014 à 00:00:00
Nosokafana omaly tetsy amin’ny banja malalaky ny lapan’ny Tanànan’Antananarivo Analakely ny « Herinandron’ny kabary ».
Hetsika voalohany...
-
Jeudi 13 novembre 2014 à 00:00:00
Velona sy miaina ny teatra malagasy.
Na eo aza ny olana eo amin’ny toerana filalaovana, mivelatra amina endrika hafa kosa ity kanto iray ity. Anisan’ny zava-baovao nentin’ny...
-
Jeudi 13 novembre 2014 à 00:00:00
Nahatratra 25 000 ny ankizy mpianatra nitsidika ny Lemurs’Park eny Imerintsiatosika
tao anatin’ny dimy taona niarahan’ny orinasa Total sy ny mpiandraikitra ny ivontoerana...
-
Jeudi 13 novembre 2014 à 00:00:00
Rahampitso etsy amin’ny ENS Ampefiloha no handraisana ny antontan-taratasin’ireo mpampianatra 20 fanampiny, nivoaka tao amin’ny ENS ho lasa mpiasam-panjakana.
Ireo...
-
Jeudi 13 novembre 2014 à 00:00:00
Niova endrika tanteraka ny toeram-pitehirizana ny antontan-taratasin’ireo marary notsaboina tao amin’ny hopitalin’ny reny sy ny ankizy etsy Tsaralalàna....
-
Jeudi 13 novembre 2014 à 00:00:00
Anisan’ireo firenena miatrika ny fiofanana, mikasika ny tanora sy ny fanatanjahantena, ny filaminana sy ny maha olona, i Madagasikara. Ny talen’ny fanatanjahantena Malagasy, Rakotozafy...
-
Jeudi 13 novembre 2014 à 00:00:00
Nanambara ny ekipazy Ra-Dom,
avy amin’ny klioba Asacm, taorian’ny fahavitan’ny fifaninanam-pirenena 2014, fa mbola vonona hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i...
-
Jeudi 13 novembre 2014 à 00:00:00
Etant donné qu’il est primordial pour un travailleur de connaître ses droits,
la Caisse Nationale de Prévoyance Sociale (Cnaps) poursuit sa mission qui est la...
-
Jeudi 13 novembre 2014 à 00:00:00
Natao tany Ranomafana, distrikan’Ifanadiana ny herinandro lasa teo, ny fanofanana nomen’ny Tahirim-pirenena misahana ny fiahiana ara-tsosialy (Cnaps).
Nahazo tombontsoa ny delege...