-
Samedi 25 octobre 2014 à 00:00:00
Hiditra amin’ny herinandro fahafito ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’Analamanga, taranja rugby «Top 14». Anio sy rahampitso no hanatanterahana izany, ary eny...
-
Samedi 25 octobre 2014 à 00:00:00
Hotanterahina, rahampitso alahady, ny andiany faha-14 amin’ny “Marathon international de Tana”.
Anisan’ny andrasan’ny rehetra ny fihaonana eo amin’ny...
-
Samedi 25 octobre 2014 à 00:00:00
Na lavi-toerana sy saro-dalana aza, tonga tany Mananara Avaratra sy Maroantsetra ny ekipan’ny Tahirim-pirenena misahana ny fiahiana ara-tsosialy (Cnaps) mitety vohitra. Nanomboka ny 22...
-
Samedi 25 octobre 2014 à 00:00:00
“Vonona hiara-kiasa amin’ireo minisitera izahay. Hohatsaraina koa ny fifandraisana eo amin’ny samy andrimpanjakana, indrindra fa ny eo anivon’ny fiadidiana ny Repbolika sy...
-
Samedi 25 octobre 2014 à 00:00:00
Nilazalaza ny fahitany ny fivoaran’ny toekarena eto Madagasikara ny masoivohon’ny Banky iraisam-pirenena eto an-toerana, omaly.
« Be loatra ny fatiantoka ao...
-
Samedi 25 octobre 2014 à 00:00:00
Ho voahaja ny maha olona ? Nodimandry omaly, Rasoarisolo Zanakolona, anabavin’ny filoha teo aloha, Ravalomanana Marc. Voalaza fa noho ny alahelony mafy manjo ny fianankaviana Ravalomanana sy...
-
Samedi 25 octobre 2014 à 00:00:00
Nandritra ny famindram-pahefana, omaly,
teo amin’ny minisitra Fienena Richard sy ny minisitra vaovao, Raveloharison Herilanto, nilaza izy fa « hahitana vahaolana momba ny...
-
Samedi 25 octobre 2014 à 00:00:00
Rava ny fitsipaham-pitokisana nokasain’ny Antenimierampirenena hatao amin’ny governemanta.
Na izany aza, tsy mety ho marin-toerana ny fitondrana... Fanangonan-tsonia fangatahana...
-
Vendredi 24 octobre 2014 à 00:00:00
Les préparatifs en vue de l’arrivée du navire-hôpital « Mercy Ships » à Toamasina battent leur plein.
Les quelque 400 médecins membres de...
-
Vendredi 24 octobre 2014 à 00:00:00
La prolifération des établissements préscolaires dans la capitale inquiète plus d’un. Les parents, voulant inscrire leurs enfants dans les meilleurs...