-
Jeudi 23 octobre 2014 à 00:00:00
Feno ny sonia 76,
antsasa-manilan’ireo depiote 151 ahatongavana amin’ny fitsipahan-pitokisana ny governemantan’ny Praiminisitra Kolo Roger ka hionganany sy handaozany ny...
-
Jeudi 23 octobre 2014 à 00:00:00
Lavi-toerana !
Voatery mankany Ambatolampy na Antsirabe ireo manan-draharaha amin’ny Tahirim-pirenena misahana ny fiahiana ara-tsosialy (Cnaps), noho ny tsy fisian’ny masoivoho...
-
Jeudi 23 octobre 2014 à 00:00:00
Hotanterahina ny 31 oktobra sy ny 1 novambra izao ny kongresy ho an’ny mpivarotra sy mpanamboatra fanafody aty amin’ny Ranomasimbe Indianina (FPOI).
Anisan’ny hodinihina...
-
Jeudi 23 octobre 2014 à 00:00:00
“Tanàna manodidina ny 90 amin’izao fotoana izao, manerana ny Nosy no miaina ao anatin’ny tsy fahampian’ny herinaratra. Olana mbola mipetraka izany tsy atao kobaka...
-
Jeudi 23 octobre 2014 à 00:00:00
Tapitra amin'ity taona ity ny tetikasa Fanatsarana ny famokaram-bary amin'ny faritra avo anivon-tanin'i Madagasikara (Papriz), tohanan'ny Jica, ary nahazo fanohizana hatramin'ny taona 2015....
-
Jeudi 23 octobre 2014 à 00:00:00
Hotanterahina ny 6-9 novambra ho avy izao ny hetsika miompana manokana ho an’ny toeram-ponenana, « Salon de l’habitat 2014 ». Hafantoky ny mpikarakara amin’ny...
-
Jeudi 23 octobre 2014 à 00:00:00
Voafetra ihany ireo olona afaka mitsidika ny filoha teo aloha, Ravalomanana ao amin’ny Bana, Antsiranana. Ny mpitsabo azy sy ny vady aman-janany ihany : Ravalomanana Lalao sy Ravalomanana...
-
Jeudi 23 octobre 2014 à 00:00:00
Hatramin’izao, tsy misy tokotaniny be ihany ny amin’ny fampihavanam-pirenena.
Misy olana? Na tsy fitoviam-pijery... Maneho ny fijeriny ny mpandrindran’ny Sehatra...
-
Jeudi 23 octobre 2014 à 00:00:00
Ny "Raharaha Ravalomanana" indray izao, rey olona, no mibahan-toerana amin’ny fiainam-pirenena. Zava-dehibe io, tsy azo ialàna, tokony hovahana maika? Mila ho hadino...
-
Jeudi 23 octobre 2014 à 00:00:00
Anisan’ireo kandidà misongadina amin’ireo dimy hifaninana ho filohan’ny Holafitry ny mpanao gazety (OJM),
Ralambohamahay Tahiry. Teboka maromaro no mampiavaka ny...