-
Lundi 20 octobre 2014 à 00:00:00
Ny 4 oktobra hatramin’ny 31 oktobra izao, tontosaina eto Antananarivo ny “Grand festival de danses Afro-Latinos” andiany voalohany.
Fanofanana momba ny dihy afro-latinos...
-
Lundi 20 octobre 2014 à 00:00:00
Niverina teo am-pelatanan’ny JCSA Analamanga ny anaram-boninahitra teo amin’ny taranja basikety,
sokajy vehivavy, raha tamin’ny taona 2010 izy ireo no nahazo izany....
-
Lundi 20 octobre 2014 à 00:00:00
Ranaivozandriny Raharinirina Pierrette.
Izy no filoha vaovaon’ny Fimpima faritany Antsirabe (miaraka amin’i Menabe sy Amoron’i Mania), mandritra ny efa-taona, araka ny...
-
Lundi 20 octobre 2014 à 00:00:00
Gadona (5+7) ho an’izay mahafehy ny hira avy eto anivontany.
Nibahan-toerana tanteraka nandritra ny seho notontosain’ny tarika R’Imbosa, omaly tetsy amin’ny CCEsca...
-
Lundi 20 octobre 2014 à 00:00:00
Niezaka ary nitondra vokatra tamin’ny “Open international BMOI / Air France” ny Malagasy,
tamin’ny alalan-dRazafimahatratra Zarah. Ankoatra azy, tompondaka ihany koa...
-
Lundi 20 octobre 2014 à 00:00:00
Tontosa ny asabotsy lasa teo, teny Ambohidratrimo ny fifidianana izay ho filohan’ny federasiona malagasin’ny tae-kwon-do Wtf. Lany hitantana izany, mandritra ny efa-taona...
-
Lundi 20 octobre 2014 à 00:00:00
Dingana vaovao ny fametrahana birao tokana hikarakarana ny antontan-taratasy mikasika ny fanondranan’entana.
Tanjon’ny ITBM ny hampiakarana ny lanjany eo amin’ny...
-
Lundi 20 octobre 2014 à 00:00:00
Hifarana amin’ny 31 oktobra ho avy izao ny fara-fampidirana ny antonta-taratasy tetikasa, karakarain’ny Jeune chambre international (JCI). Natokana ho an’ny tanora, mifantoka...
-
Lundi 20 octobre 2014 à 00:00:00
Na eo aza ny raharaha mafana amin’ny lafiny politika, mitohy ny asa ataon’ny minisitry ny Asa vaventy, Ratsiraka Roland. Nojereny ifotony ny fizotry ny asa fanarenana tany nihotsaka...
-
Lundi 20 octobre 2014 à 00:00:00
Samy efa nanomboka ny fampielezan-keviny amin’ny fifidianana ny ho filohan’ny Holafitry ny mpanao gazety (OJM) ireo kandidà. Efa nisantatra izany Ralaivaohita Joël ka...