-
Mercredi 15 octobre 2014 à 00:00:00
Hanainga anio no ny ekipam-pirenena malagasin’ny boxe savate, ary hihazo an’i Rome, Italia, hanatrika ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany, hatao ny 28 oktobra - 4 novambra...
-
Mercredi 15 octobre 2014 à 00:00:00
Hifarana anio ny fampirantiana hosodoko « 35 taona’ZAY »,
tontosaina etsy amin’ny Tahala Rarihasina Analakely. Tamin’ny tombana ezaka nataon’i A. Raparivo,...
-
Mercredi 15 octobre 2014 à 00:00:00
Raikitra !
Hampiara-peo ny tarika Randrantelo sy Kolibera mandritra ilay hetsika « Soirée glita » hotontosaina ny 31 oktobra izao manomboka amin’ny 9 ora alina, etsy...
-
Mercredi 15 octobre 2014 à 00:00:00
Nifampitaona teny amin’ny Magro Behoririka ireo mpomba ny filoha teo aloha, Marc Ravalomanana, omaly.
Miova andriana, miova sata....
-
Mercredi 15 octobre 2014 à 00:00:00
Nampahafantarina, ny asabotsy teo tetsy amin’ny EPP Amboaroy Antehiroka, ny fisian’ny fikambanana Loharanontsoa, ivondronan’ireo samy mpanarato ao amin’ny farihin’i...
-
Mercredi 15 octobre 2014 à 00:00:00
Sompitr’i Madagasikara ny any Alaotra.
Notokanana ny 9 oktobra teo ny masoivohon’ny banky BFV-SG faha-47 any Ambatondrazaka. Tanjona ny hanatonana bebe kokoa ny mpanjifa. Ankoatra...
-
Mercredi 15 octobre 2014 à 00:00:00
Mifamatotra amin’ny politika ny toekarena maro.
Lohahevitra iray lehibe ny olana momba ny famatsiana herinaratra. Ny ampahany be indrindra, hoentina hamatsiana herinaratra mandeha...
-
Mercredi 15 octobre 2014 à 00:00:00
Nanomboka ny 13 hatramin’ny 17 oktobra, miaraka manao atrikasa ny minisiteran’ny Varotra sy ny Centre du commerce international (ITC). Tanjona ny hanome lanja ny varotra...
-
Mercredi 15 octobre 2014 à 00:00:00
"Mba hisian’ny fitoniana,
mangataka fihaonana maika amin’ny filoha Rajaonarimampianina i Neny Ravalomanana Lalao." Io no nambaran’ny zanaky ny filoha teo...
-
Mercredi 15 octobre 2014 à 00:00:00
Nivoaka amin’ny fanginany. “Ampy izay… Atsaharo ny herisetra raha te hitokisan’ny vahoaka. Lazao ny marina. Aiza ny filoha Ravalomanana”, hoy ny eo...