-
Samedi 11 octobre 2014 à 00:00:00
Sady fialamboly no fitaovana enti-manabe ny tantara an-tsary. Resy lahatra amin’izany ny fikambanana telo (Haysary, Tantsary, Vohitsary), ivondronan’ny mpanao tantara an-tsary, ka...
-
Samedi 11 octobre 2014 à 00:00:00
Tarika efa nisy,
niparitaka avy eo niverina eo amin’ny tontolon’ny mozika indray ny Zazaraha. Hisy ny fampahafantarana ny vokatra voalohany, anio. « Mozika tsy misy fefy ny...
-
Samedi 11 octobre 2014 à 00:00:00
Fantatry ny besinimaro hatry ny ela ny fifaninanana tovovavy tsara tarehy indrindra na ny miss Amin’izao fotoana izao koa,
manomboka maka toerana sy ankafizin’ny maro ny...
-
Samedi 11 octobre 2014 à 00:00:00
Notanterahina tany amin’ny distrikan’Andramasina,
ny 7-10 oktobra teo, ny fiofanana nomen’ny Tahirim-pirenena misahana ny fiahiana ara-tsosialy (Cnaps). Ilaina ny fidinana...
-
Samedi 11 octobre 2014 à 00:00:00
Nanao tatitra ny fizotry ny asa ao amin’ny minisiteran’ny Fambolena (minagri) ny minisitra Ravatomanga Roland,
omaly. Anisan’ny laharam-pahamehany ny fahavitan-tena...
-
Samedi 11 octobre 2014 à 00:00:00
Notanterahina, omaly teto Antananarivo, ny atrikasa mikasika ny fanatanterahana ny drafitra lasitra nohamafisina (CIR) mikasika ny varotra, niarahana tamin’ny minisiteran’ny...
-
Samedi 11 octobre 2014 à 00:00:00
Aiza ho aiza ny firosoana amin’ny fanatanterahana ny fampihavanam-pirenena.
Ambaran’ny CRN fa tsy hisy famatsiam-bola raha tsy vita ny fampihavanana."Mifandray amin’ny...
-
Samedi 11 octobre 2014 à 00:00:00
Nahitsy ! Notsorin’ny minisitry ny Fambolena,
Ravatomanga Roland, ny heviny mikasika ny filazan’ny filoha teo aloha, Ravalomanana, fa tsy manohana intsony ny fitondrana...
-
Samedi 11 octobre 2014 à 00:00:00
Mbola ao amin’ny sampana famelomana aina hatramin’izao efatra andro nidirany etsy amin’ny HJRA izao ny minisitry ny Fiompiana,
Randriamampionona Joseph Martin na Dadafara....
-
Samedi 11 octobre 2014 à 00:00:00
Nifarana, omaly, ny fametrahana ny antontan-taratasy filatsahan-kofidina ho eo anivon’ny biraon’ny Holafitry ny mpanao gazety (OJM).
Anisan’ny namarana izany ny mpanao...