-
Jeudi 09 octobre 2014 à 00:00:00
Mandalo eto Madagasikara, amin’izao fotoana izao, ilay manampahaizan’ny federasiona iraisam-pirenen’ny lomano (Fina), Frédéric Banale. Mizara ny traikefany...
-
Jeudi 09 octobre 2014 à 00:00:00
Nanome fanazavana ny filoha lefitry ny federasiona karaté eto Madagasikara, Me Lamina Boto Tsara Dia, mikasika ny tsy fahatongavan’ny Me Ortega teto amintsika ny zoma 3 oktobra...
-
Jeudi 09 octobre 2014 à 00:00:00
Hanam-bahiny ny tontolon’ny rugby malagasy,
ny volana novambra ho avy izao. Ho avy eto amintsika ireo mpilalao fahiny tao anatin’ny XV de France hifanehitra amin’ny ny Makis...
-
Jeudi 09 octobre 2014 à 00:00:00
Notanterahina omaly, tetsy amin’ny station Shell Anosibe,
ny fanolorana ny loka ho an’ireo efatra tsara vintana tamin’ny “Tombola fidiran’ny mpianatra”,...
-
Jeudi 09 octobre 2014 à 00:00:00
Notokanana, ny alatsinainy 6 oktobra teo,
tany Antsiranana ny famaranana ny fametrahana tambajotra « fibre optique » any amin’ny tapany avaratry ny Nosy. Maro ny...
-
Jeudi 09 octobre 2014 à 00:00:00
Hatramin’izao, tsy mitsahatra ny filazam-baovao ny amin’ny fijoroan’ny sampan’ny antoko eo amin’ny fitondrana amin’ny faritra izatsy na distrika izaroa. Vaovao...
-
Jeudi 09 octobre 2014 à 00:00:00
Hatramin’izao, mahery vaika ny fitsikerana ny mpitondra ny amin’ny hoe fanjakana tan-dalàna sy tsara tantana.
Maneho ny fijeriny ny mpahay lalàna, Ranesa Firiana:...
-
Jeudi 09 octobre 2014 à 00:00:00
Nitondra ny heviny sy nanolotra vahaolana manoloana ny tsy filaminana sy tsy fandriampahalemana ny depiote voafidy tao Ikalamavony,
Rakotoniaina Ialy, omaly. “Azo haverina amin’ny...
-
Jeudi 09 octobre 2014 à 00:00:00
« Hametraka fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety amin’ny toerany sy ho amin’ny fanavaozana ary fanatsarana ity asa ity no antony hirotsahako hofidina ho filohan’ny...
-
Jeudi 09 octobre 2014 à 00:00:00
Paikady sa tahotra na koa safidy iraisana ? Nanova laharana finday ny minisitra solontenan’ny ankolafy Ravalomanana sady lehiben’ny delegasiona, Ravatomanga Roland.
Tsy eto...