-
Mercredi 08 octobre 2014 à 00:00:00
Nilaozan’ny toetr’andro ny lalàna mifehy ny fananan-tany,
ampiasaina eto Madagasikara ankehitriny. Mbola ny napetraky ny mpanjanatany tany am-piandohana, hiarovana ny zo...
-
Mercredi 08 octobre 2014 à 00:00:00
Nampitandrina ireo alaim-panahy,
mikasa hanodinkodina ny entana lany andro sy efa simba milanja 400 taonina, tratra ao Mahajanga amin’izao fotoana izao ny tambajotra nasionaly mpiaro ny...
-
Mercredi 08 octobre 2014 à 00:00:00
Mbola lavitra ny fandraisan’andraikitry ny vehivavy eto amintsika.
Antony nanohizan’ny Fandaharan’asan’ny Firenena Mikambana ho an’ny fampandrosoana (Pnud)...
-
Mercredi 08 octobre 2014 à 00:00:00
Tsy mangina fa miketrika moramora,
na tsy ao anaty fitondrana aza ireo parlemantera teo aloha, mivondrona ao anatin’ny Fikambanan’ny CST sy Loholona teo aloha (ACS). Nilatsaka...
-
Mercredi 08 octobre 2014 à 00:00:00
Ho saro-dalana ny paik’adin’ny olon’ny fitondrana sasany hamorona ilay fihaonana hanaovana Fifanarahan’ny 14 oktobra amin’ny herinandro.
Ankoatra ireo...
-
Mercredi 08 octobre 2014 à 00:00:00
L’Ecole nationale des inspecteurs et des agents de la police nationale (ENIAP) a tenu, hier, un atelier se rapportant, d’abord, au renforcement de capacité de tout policier...
-
Mercredi 08 octobre 2014 à 00:00:00
Deux jours d’atelier de réflexion et de consultation sur l’avant-projet de loi relatif à la représentation proportionnelle des hommes et des femmes
aux...
-
Mercredi 08 octobre 2014 à 00:00:00
Hotanterahina, eny amin’ny kianja Coliseum Antsonjombe, ny 28 - 30 novambra ho avy izao, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja tsipy kanetibe, ho an’olon-tokana...
-
Mercredi 08 octobre 2014 à 00:00:00
Hafana vay ny dingana fahefatra amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara,
amin’ny rallye, karakarain’ny klioba Asa Tana sy ny Sodirex. Hifampitady ireo...
-
Mercredi 08 octobre 2014 à 00:00:00
Hanomboka ny alatsinainy 13 oktobra ho avy izao, eny amin’ny kianja Country Club Ilafy,
ny fifanintsanana ao anatin’ny tabilao lehibe, hiadiana ny amboara eo amin’ny...