-
Jeudi 18 septembre 2014 à 00:00:00
Manamafy ny fiaraha-miasa amin’ny firenena afrikanina manontolo ny fanjakana amerikanina.
Tohin’ilay fihaonana teo amin’ny filoha Obama sy ireo filoham-panjakana...
-
Jeudi 18 septembre 2014 à 00:00:00
Samy nanana ny drafi-pampandrosoany avy ny fitondrana nifandimby.
Hivoaka mialoha ny faran’ity taona ity ny an’ny fanjakana ankehitriny, mifantoka amin’ny sehatra hanarenana...
-
Jeudi 18 septembre 2014 à 00:00:00
Endrika vaovao !
Efa ny taona 1952 no namokatra ranom-boankazo azy manokana ny orinasa Star. Nohavaozina ny endriky ny famantarana azy ireo, ny orange, ny tonic, ny grenadine ary ny bonbon...
-
Jeudi 18 septembre 2014 à 00:00:00
Tanterahina ao Antsirabe, nanomboka omaly 17 ka hatramin’ny 21 septambra ho avy izao, ny hetsika goavana antsoina hoe « Festival Z’Ovy 2014 » izay atao...
-
Jeudi 18 septembre 2014 à 00:00:00
Efa tsy ho ela intsony ?
Na eo aza ny fanambaran’ny praiminisitra fa tsy mbola tonga any amin’ny fanovana governemanta isika, efa manomboka mahazo vahana kosa ny resaka fa hahazo...
-
Jeudi 18 septembre 2014 à 00:00:00
Hatramin’izao, tsy hitan’ny olom-pirenena tsotra izay ataon’ny mpitondra amin’ny fanarenam-pirenena.
Maneho ny fijeriny ny tonia mpanatanteraka ny firaisamonina sivily...
-
Jeudi 18 septembre 2014 à 00:00:00
Hatramin’izao, tsy hita izay fanovana amin’ny hoe fanjakana tan-dalàna, tsara tantana, mangarahara... Na ny fomba fanaovana politika aza, miharatsy... Mahazo fahefana, ohatra,...
-
Jeudi 18 septembre 2014 à 00:00:00
"Raha ny andininy momba ny Fitsarana avo ao amin’ny lalàmpanorenana,
tsy mbola tafatsangana ny Antenimierandoholona sy ny Filankevitra ambony momba ny fiarovana ny...
-
Jeudi 18 septembre 2014 à 00:00:00
“Ny fanakianana, tsy maintsy misy satria be loatra ny fampanantenana nefa tsy vita.
Ny mpitondra, nampanantena fa hamboarina ny lalam-pirenena rehetra. Tapitra ihany ny telo volana fa...
-
Mercredi 17 septembre 2014 à 00:00:00
Suite à l’incendie qui s’est produit à Mahavelokely, district de Fenerive-Est,
région Analanjirofo, dans la nuit du 14 septembre dernier, le cabinet de...