-
Mardi 16 septembre 2014 à 00:00:00
Nitondra fanazavana mikasika ilay feo niely tao Toamasina, tamin’iny herinandro iny, ireo tomponandraikitra ara-pahasalamana any an-toerana. Tsy mitombina izany ary tsy voaporofo ny...
-
Mardi 16 septembre 2014 à 00:00:00
Raikitra ny fifanjevoana, omaly teo Analakely.
Teratany vahiny iray no saika niharan’ny fitsaram-bahoaka noho ny hetraketraka nataony tamin’ny mpiambina sivily iray. Araka ny...
-
Mardi 16 septembre 2014 à 00:00:00
Nijoalajoala tsy nisy toy izany indray ny afo tany Mahavelokely Fenoarivo Atsinanana,
omaly vao maraina. Trano miisa 50 no indray lasa lavenona. Olona miisa 150 tsy manan-kialofana....
-
Mardi 16 septembre 2014 à 00:00:00
Lavon’ny zandary, ny herinandro teo tao Fotadrevo, distrikan’i Bekily ireo dahalo roa lahy raindahiny amin’ny fanafihana mitam-piadiana any amin’ny Faritra Androy....
-
Mardi 16 septembre 2014 à 00:00:00
Tontosa, omaly maraina, ary tsy nisy fifanoherana ny fanesorana ireo mpianatra sy ireo efa tsy mpianatra kanefa nidongy nipetraka tamin'ny tranon'ny mpianatra,
tetsy amin'ny oniversiten' i...
-
Mardi 16 septembre 2014 à 00:00:00
Tonga nampahery sy nanohana ny ekipan’Alaotra miatrika ny fanatanjahantena an-tsekoly “Farombaka 2014”,
tanterahina ao Toamasina, ny depiote Andriamasimanana...
-
Mardi 16 septembre 2014 à 00:00:00
Maro ny tanora malagasy efa nianatra tany Etazonia.
Tao anatin’ny dimy taona, mihabetsaka ireo maniry ny hianatra any amin’ity firenena matanjaka ity. Lafo dia lafo anefa ny...
-
Mardi 16 septembre 2014 à 00:00:00
Roapolo taona katroka, amin’ity taona ity, ny niorenan’ny Zaza Faly, fikambanana miahy sy mikarakara ireo ankizy mirenireny an-dalambe eto Antananarivo. Fikambanana alemà ny...
-
Mardi 16 septembre 2014 à 00:00:00
Niavaka ny fanamarihan’ny masoivohon’i Etazonia ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny demokrasia.
Tsy resabe na lahateny lavareny fa fijerena lavitra kokoa hampahomby ny...
-
Mardi 16 septembre 2014 à 00:00:00
“Anton’ny fivorianay ny ezaka hampivondronana ireo fiarahamonim-pirenena rehetra mba hampaneno lakolosy, hanairana ny mpitondra manoloana izao raharaham-pirenena izao”, hoy ny...