-
Lundi 15 septembre 2014 à 00:00:00
Mitohy ny fitakiana ny hamerenan’ny Frantsay ireo Nosy malagasy dimy.
Ny mpitondra fanjakana no tokony hanao hetsika amin’izany... "Tsy tokony ho ny antoko politika no hanao...
-
Lundi 15 septembre 2014 à 00:00:00
“Ho fandraisana an’i Dada no antony nanaovana izao fanadiovana sy fanamboarana izao”, hoy i Zafilahy Stanislas tamin’ny lahateniny,
ny asabotsy teo tao amin’ny...
-
Lundi 15 septembre 2014 à 00:00:00
Lasan’ny jiolahy ny taolambalo miisa 30 tao amin’ny fasana an’ny minisitra iray teo aloha.
Afakomaly no nitrangan’izany teny Imerimanjaka Ambohipiainana...
-
Lundi 15 septembre 2014 à 00:00:00
Saron’ny polisy ny herinandro teo tao Ambohibary Sambaina Antsirabe II ireo enin-dahy mpisoloky gagilahy.
Araka ny fampitam-baovao voaray avy amin’ny polisy, mody mitonona ho...
-
Lundi 15 septembre 2014 à 00:00:00
Jiolahy miisa efatra nitondra Kalachnikov sy zava-maranitra no tompon’antoka tamin’ny fanafihana tokantranon’olona iray eny Ambohimiadana,
fokontany Ampangabe...
-
Lundi 15 septembre 2014 à 00:00:00
Nampahafantatra ny fitondram-panjakana malagasy ny Unesco fa tandindomin-doza ny Ala atsinanana ka mety hoesorina tsy ho anisan’ny vakoka eran-tany intsony.
Nanomboka ny taona 2007,...
-
Lundi 15 septembre 2014 à 00:00:00
"Sarotra ny miteniteny foana fa mety ho sarotra tokoa ny hahavitan’ny fifidianana kaominaly amin’ity taona ity", hoy ny Praiminisitra Kolo Roger tamin’ny mpanao gazety...
-
Lundi 15 septembre 2014 à 00:00:00
Tsy mitsahatra ny manamafy ny vahaolana eo amin’ny ara-toekarena sy ny ara-bola.
“Azo ampidinina hatrany amin’ny antsasany ao anatin’ny 24 ora ny vidin’ny entana...
-
Samedi 13 septembre 2014 à 00:00:00
Le diabète demeure la première cause d’amputation des membres inférieurs et de l’insuffisance rénale chronique terminale.
« Le retard de la...
-
Samedi 13 septembre 2014 à 00:00:00
2000-2014, cela fait 14 ans que l’Association Plein Sud organise le « Festival Ciné Sud », qui est dédié au court métrage. La 16è...