-
Samedi 13 septembre 2014 à 00:00:00
Efa tsindrin-daona ireo mpianatra miandry ny valim-panadinana bakalorea izay hivoaka amin’ny 20 septambra izao. Manomboka mijerijery izay oniversite hanohizana fianarana izy ireo...
-
Samedi 13 septembre 2014 à 00:00:00
Vita ny fifantenana tamin’ny alalan’ny fijerena sy fihainoana ny sanganasan’ny tarika tsirairay.
Ireo andrarezina amin’ny feo no hitsara… Nampahafantarina omaly...
-
Samedi 13 septembre 2014 à 00:00:00
« Tena raraka ». io ilay hira niarahan’i Syril sy i Melky, izay niaka-daza vetivety.
Tsy afaka am-bavan’ny maro nandritra ny herinandro maromaro mihitsy ity hira ity,...
-
Samedi 13 septembre 2014 à 00:00:00
Tantara vaovao no miseho eo amin’ny baolina kitra, eto Madagasikara.
Nitsangana ny sekolin’ny kitra anaty trano. Misy ihany koa ny fotodrafitrasa mifandraika amin’ity...
-
Samedi 13 septembre 2014 à 00:00:00
Hapetraka ny 15 septambra ho avy izao any Nosy Be,
Andriankajarivelo Rijasoa, miaraka amin’ny alika iray mpitsongo dia, amin’ny fitiliana manokana ireo zavatra mety mipoaka eny...
-
Samedi 13 septembre 2014 à 00:00:00
"Misy, angamba, mpikamban’ny governemanta, iray na roa,
mety mieritreritra hoe tsy miaraka amin’ny governemanta ny tombontsoany fa mandeha amin’ny lalan-kafa."...
-
Samedi 13 septembre 2014 à 00:00:00
“Anisan’ny mampisokatra ny vola avy amin’ny mpamatsy vola ny fanatanterahana ny tondrozotra. Tafiditra ao anatin’izany ny fampodiana ireo sesitany politika, ny fanokafana...
-
Vendredi 12 septembre 2014 à 00:00:00
«Nous étions agréablement surpris ».
Les propos sont d’Yvon Rakotoarisoa, chef de département réseau de Jovenna, la compagnie...
-
Vendredi 12 septembre 2014 à 00:00:00
Les industriels réclament l’application de la loi sur le marché local et souhaitent qu’enfin leurs voix soient écoutées sur l’ensemble des mesures...
-
Vendredi 12 septembre 2014 à 00:00:00
Selon la dernière mise à jour de la liste rouge des espèces menacées publiée par l'Union internationale pour la conservation de la nature (UICN),...