-
Samedi 06 septembre 2014 à 00:00:00
Nifanehatra teny Besarety sy 67 ha ny jiolahy sy ny polisy.
Nisy ny fifampitifirana tamin’izany. Telo lahy tratra…Jiolahy maromaro nenjehin’ny polisy teny Besarety, ny...
-
Samedi 06 septembre 2014 à 00:00:00
Inona no hitranga ao Toamasina ? Anio ny fe-potoana farany nomen’ny filankevi-pitantan’ny Oniversiten’i Barikadimy ao Toamasina mba hialan’ireo mpianatra amin’ny...
-
Samedi 06 septembre 2014 à 00:00:00
Jiolahy iray no matin’ny polisy taorian’ny fifandonana tamin’izy ireo,
tao Andaboly Toliara, ny alarobia alina lasa teo. Tafaporitsaka ny namany roa hafa ka basy vita...
-
Samedi 06 septembre 2014 à 00:00:00
Mihenjana amin’ny fitakiany ireo mpampianatra Fram: tokony horaisina ho mpiasam-panjakana izy ireo, miisa 75 000, fa tsy ny 10 000 ihany. Mandrahona ny taom-pianarana 2014-15 ho taona maty...
-
Samedi 06 septembre 2014 à 00:00:00
Nanome toromarika. “Mety misy ny tsy afa-po.
Manana ny zo sy ny fahafahana omen’ny lalàna hitory izy ireo . Misy ireo dingana sy paika arahina ka avantana eny...
-
Samedi 06 septembre 2014 à 00:00:00
Nahazo fanasana avy amin’ny filohan’i Alemaina,
Dr Horst Kohler hiatrika ny fihaonana ara-toekarena, hatao atsy Nairobi Kenya, ny 8 septambra izao ny filoha teo aloha,...
-
Vendredi 05 septembre 2014 à 00:00:00
Tsy nahatsindry fo intsony ny depiote Mara Niarisy ka nanao valandresaka ho an’ny mpanao gazety, omaly teny Tsimbazaza. Amin’ny ankapobeny, fanakianana ny fitondrana...
-
Vendredi 05 septembre 2014 à 00:00:00
Nahitam-bokany ny asa ataon’ny Vondron-tobim-paritry ny zandary (CIRGN) ao Fianarantsoa,
amin’ny famongorana ireo fitaovam-piadiana sy basy miparitaka. Basy Mas 36 no...
-
Vendredi 05 septembre 2014 à 00:00:00
Afaka ny fitaintainan’ireo mpianatra monina amin’ireo tranon’ny Oniversite any Barikadimy, Toamasina, ny amin’ny androahana azy ireo amin’ny trano rahampitso....
-
Vendredi 05 septembre 2014 à 00:00:00
Dans le but de communiquer son programme durant les mois de septembre et d’octobre,
la responsable culturelle de l’AFT Andavamamba a donné une conférence de presse...