-
Mercredi 03 septembre 2014 à 00:00:00
« Andrianiko ny teniko, ny an’ny hafa koa feheziko ». Tsy ohabolan-drazana io ary tsy hain-teny malagasy ihany koa saingy mifono fahendrena lalina.
Firifiry amin’ny...
-
Mercredi 03 septembre 2014 à 00:00:00
Andrasana fatratra etsy amin’ny hopitaly HJRA ny jiolahy iray naratra voatifitry ny polisy tetsy Ambalavao Isotry, ny alatsinainy hariva teo.
Araka ny fanazavan’ireo...
-
Mercredi 03 septembre 2014 à 00:00:00
Tsy ampy ny famatsiam-bola entina hiatrehana ny fipariahan’ny tsimokaretina Ebola.
Manoloana ny fitomboan’ny tahan’ny fiparitahan’io valanaretina io any Afrika...
-
Mercredi 03 septembre 2014 à 00:00:00
Une fois encore, le problème des avantages des députés refait surface.
Bien que ces derniers ne disposent pas encore de véhicules de fonction, les tickets...
-
Mercredi 03 septembre 2014 à 00:00:00
Tsy manipy “gant” fa mbola manana fanantenana hatrany mikasika ny pasipaoron’ny filoha Ravalomanana Marc ireo mpisolovavany.
“Amin’ity herinandro ity, mihevitra...
-
Mercredi 03 septembre 2014 à 00:00:00
Dans le cadre de la coopération régionale avec la gendarmerie de la Réunion,
deux spécialistes de la police judiciaire et des nouvelles technologies sont...
-
Mercredi 03 septembre 2014 à 00:00:00
Niravona ihany ny disadisa saika nateraky ny tsy fifankahazoan-kevitra
tamin’ny handraisan’ny tompony ny ampahan-tany nametrahana ny mpivarotra fanaka sy taozavatra malagasy efa...
-
Mercredi 03 septembre 2014 à 00:00:00
Saika niafara tamin’ny totohondry ny fifidianana fanavaozana biraon’ny seksiona ady totohondry tao atsimo-andrefana omaly hariva.
Nitaraina nohon’ny hosoka voalaza ho...
-
Mercredi 03 septembre 2014 à 00:00:00
Tsy tena mandry ny tany ao Ambatondrazaka. Araka ny tatitra nataon’ny depiote lany tany an-toerana, Andriamasimana Aureline, nitarainan’ny vahoaka taminy nandritra ny fihaonany...
-
Mercredi 03 septembre 2014 à 00:00:00
Hatao ihany sa tsia ny fifidianana ben’ny tanàna ? Mbola any amin’ny minisiteran’ny Atitany sy ny fitsinjaram-pahefana ny fanalahidin’izany. Notsiahivin’ny...